mariazy vitoaly

1. dadabe ( 20/09/2012 09:44)
o lety ry andrywuii a jereo anie ity mariazy virtoaly fahiny ity e

http://forum.serasera.org/forum/message/m426903c1da118
novalian'i dadabe ny 25/03/2013 23:40
2. andrywui ( 12/11/2012 00:23)
kay le !! mbola tsy teraka less ah bainn bedada taminio a ! ary elah less kay ve efa goaika abtitra tato aminty serasera ty mitsy a !! mety tamlah mbola tsy nanambady zany lty defa akamandrahery voalo tato ?? nefa maninn ndray raha akamandrahery no vizaninlery daolo ny miaramilanlah (example :rangorivao , zigzag , bekiraro , pikatti ,diloo etc ..) nefa elah zany efa mba nanendy ny serasera nlery nahamasaka b azy tato ! ..otran fay be iany elah bainn raha zany kou ! tokony mba officier de l'ordre national no mba omeny anlah nefa fanapetsana miaramila no valinkatsembohanlah tato !! hon hon hon hon soa less bainn fa mbola tsy teraka taminio lien alefanlah io a !!
--- ary rahery ko zany tsy mba mamaly soa ny oul tamana be namelona ny serasera tato toi ry tonton aa ! farafalika mba averina daolo ireny miaramilandrapika maty ireny !! otrizay koa i batista avereno daholo ko ry zama91 , batista , virijiny , nanjakely etc ...

de milamina isika e , andron'ny demokra zao tonton hery a mitaraina ny vahoaka !! jereo ane fa noho le miaramilandrabatista ao amponja daholo de kamo lery na ny ho eto aza e otrizay kou rapikatti dadabe io
3. andrywui ( 12/11/2012 00:28)
tadidio fa nanomboka celibat zany rapikatti no efa teto raha io daty io !! de lery zao telo anaka (roa ny reniny) de mbola io iany nedala fa mbola akaman'i hery ato ! de asio pitiƩ iany lery tonton hery a !! aza mihaino ze vavan'ireo pitaty rakena nampiditra ny miaramilandra zama91 ampoja ao enao fa avoay daholo hiriaria ze mbola mihidy any surtt ny IP vahao daolo reny !!
4. dadabe ( 25/03/2013 23:40)
hahahahaha mahita lazaina lesy ialahy ty leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2137