filma efa nandeha sady modaka be n'enla
tsy mavadi-bainga ireny fa vava fotsiny no nikepokepoka
ra mafy ela manenjeha dahalo faza laozana manjoko any andafy any de miseo milay am tele
Tsy idirako zay pbm personnel-nao amin'io Razoky io ry zandry kely Cyril ka mahatonga anao ho tonga dia avy avy sy mivatravatra toa zao. Efa namboariny ny anabavinao nièce nao vadinao sa sanatria ny reninao? Zay ifanarahanao aminy zandry kely fa tsotra ny teniko oe mba nanaitra ahy lay voalazany momba ny double nationaliT dia io ngamba no niandrasako commentaire sy réactions teto fa tsy ny momba io Razoky io manokana.Sady misy fizaran'asa koa zany ny fiara ha-monina=ny mpitandro ny filaminana no natao hanenjika ny dahalo fa tsy oe misy dahalo etsy sy eroa dia tsimaintsy hanenjika daolo na dokotera na pampianatra na sportif na mpanakanto
cyril:
filma efa nandeha sady modaka be n'enla
tsy mavadi-bainga ireny fa vava fotsiny no nikepokepoka
ra mafy ela manenjeha dahalo faza laozana manjoko any andafy any de miseo milay am tele