TSY ILAINA, RATSY SY TOKONY HOHALAVIRINA DAHOLO VE NY AVARA-PIANARANA?

1. laza5700 ( 22/07/2012 09:46)
Nahafinaritra ahy ny venti-kevitra sy proposition maro nofakafakain ity Ranamana tao amin'ny INVITÉ DU ZOMA ity indindra ilay resaka double nationalité dia napetrako teto.

http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs

Gaga be nefa aho nahita ny reaction'ny forumiste roa nametraka coms taorian'ilay lohateny napetrako izay teny feno fanasoketana, fanaratsiana, fanalàna baraka an'ilay ranamana invité mihintsy aza ngamba ka saina tonga aho hoe TSY ILAIN-TSIKA MALAGASY VE, RATSY DAHOLO SY TOKONY HOHALAVIRINA NY AVARA-PIANARANA REHETRA? ALEO VE BANDY TSY HANINON TSY HANINONA TOA AN-DRAVALO SY RAJOELINA FOANA NO MITONDRA AN'ITY FIRENENA ITY ?
répondu par laza5700 le 06/08/2012 19:08
2. laza5700 ( 23/07/2012 21:11)
Dommage be hoy aho io Ramarolahihaingonirainy Anthony io milaza foana fa tsy mpanao politika ary tsy mieritreritra hiditra politika...hijanona amin'ny maha teknisianina sns...nefa tena betsaka ny hevitra tsara voiziny. Ny idéal nefa dia izay tompo-kevitra no manatanteraka azy. Ny toa azy izao nefa no tokony handray andraikitra eo amin ny firenena. Mila olo-mahay sy marina ny firenena. Ny fahaizany tsy iadian-kevitra. Ny fahamarinana mbola tsy hay kanefa raha ny fomba firesany aloha dia toa olo-marina ihany izy. Fa raha samy ho DJ sy Mpivaro-dronono (mpanao ronono an-tavy) no hasaina hitantana ity firenena dia aleo indray aloha mijery hafa e. Na itony Anthony itony na hafa na hoe hi-consititué ekipa quelque part ny avara-pi toa itony...
3. AndriambyII ( 27/07/2012 07:59)
Raiso @ mety tena fisehoany marina ny fitsarana olona ralaza fa ialao ny fitsara tandrametaka ! Matoa ny olona manome prejugés alohan' ny hitsikerana olona dia ao raha ! Raha olona tsy fantatrao hatr@ izay nahakely anao no lazainao fa izao sy izao , dia famitahana ny tantara izany ,ary famitahanao ny eritreritrao , ny tenanao , ny olona akaiky anao , ny manodidina anao , ny mpiara-monina @nao , ary mety ny mpiray tanindrazana aminao mihintsy no voafitaka @ fitsaràna diso .
Ny fahaizany tsy iadiankevitra ouz ianao teo , izaho miteny fa matoa ny olona iray manantsikafona zavatra maro ohatr' ireny , surtout via la masse media , dia misy afera koninkononiny ao . Primo : mety fanaovana politika , na fanadiova-tena , na fanadiovana olona akaiky azy , na fanadiovany afera maizina nikasika ny fiainany taloha ,( mety mikitika zavatra maro tao @ fiainany izany ) ex : fianarana , fivavahana , firazanana , voninahitra , fidiram-bola , etsetretsetra ..... matoa misy ny investigation avy @ media , dia tokony ho fantatrao fa nisy ny resaka sy feo nandeha , mikasika ny trangam-piarahamonina , matoa nasaina ilay ranamana , na nanàsa tena hiteny @ haino amanjery .
Ny fahaizany tsy iadian-kevitra hoy ianao , tena sûr ve ianao fa mahay tokoa io olona io ? sa olona malama vava fotsiny ihany koa ? Soyons cartesiens dans nos jugements de valeurs a notre epoque , izany no efa nahavoa ireo elites malagasy hatr@ izay , ka nahatonga an' ireo mpitondra malagasy teo aloha nilefika nanoloana ny real politic system tandrovan' ny firenena mikambana , branche UNESCO .
4. laza5700 ( 28/07/2012 14:59)

AndriambyII:

Andriambill aaaaaaaaaa....mampihomehy enao! Hevitra, soso-kevitra, fanazavana bdb no nomen'ilay ranamana...dia toa tsy ny zavatra teneniny no tena iankinan'ny resakao fa ilay olona.

Gaga be za oe ametrahanao doute hatramin'ny oe fahaizan ilay ol. Docteur en droit io. Diplomé en science politique. Magistrat. Diplomé en common law....mahay noho izany v i Andriambill ? Tena tsy misy doute intsony aho hoe fialonana ny anao no be ry Adriambill...ary mbola hitsako bill enao raha izany foana no itondranao ny fiainanao

Adala v aminao ny vazah nanome azy doctorat (Ph.D). Tsy honoris causa io fa doctorat diplome académik. Fantatrao v ry Andriambill fa ny doctorat no diplome universitaire ambony indrindra?

Tena gaga anao aho. Za gasy. Refa nisy niteny teto nanomboka 2009 hoe misy ranamana manana hevitra tsara be izay any (RAMAROLAHIHAINGONIRAINY) fa mba jereo dia narahiko akaiky...ary tena marina fa tsy ratsy tokoa ny zavatra maro arosony.

Mba objectif ry Andriambill a. Sa ve nisy efa novitain io ranamana io ny anabavinao sa ny vadinao sa sanatria ny ...reninao dia tena lasa tsy fitiavana manokana sisa no itondrana ilay resaka? hahaha

Mazotoa ôôô

5. AndriambyII ( 29/07/2012 13:45)
Safobemantsina sy fitsaràna diso ary hevitra ataingina fotsiny ny an-Dralaza , sa rahery sa rawuiks ? no ao ambadik'io Ps Ralaza io ?
6. laza5700 ( 29/07/2012 16:05)

AndriambyII:

Safobemantsina sy fitsaràna diso ary hevitra ataingina fotsiny ny an-Dralaza , sa rahery sa rawuiks ? no ao ambadik'io Ps Ralaza io ?

d tsy haiko aloha Andriambill na taingina na tsy taingina ny mihevitra olona iray hoe mahay+manan-tsaina raha manana doctorat avy any amin'ny Oniversité goavana any Amerika avaratra any izy....tsy hanasoketa azy ho tsy mahay na hametraka doute amin'ny fahaizany mihtinsy aloha ra za...za aza tsy nahavita fianarana be toa izany=tsy anjarako ny hitsara azy toa ity ataonao ity
7. AndriambyII ( 31/07/2012 15:21)
Hasaiko t@ video conference mikasika ny bonnes gouvernances et developpements durables,io Ramarolahihaingonirainy io dia omeko anareo eto ny antsipirihany @ manaraka , raha mety izy . Dia ho hitanao Ralaza hoe aiza ho aiza no tena toerana misy azy . Alefako eto ny ampahany mety hanamarina ireo scuspicion -ko ireo mikasika ny Immigrés malagasy indrindra indrindra .
8. laza5700 ( 01/08/2012 16:12)

Ny zavatra misongadina amin'ny resakao Andriambill dia raha vao misy gasy avara-pianarana indrindra va nianatra tany ivelany miteny dia tsy mihaino enao fa avy hatrany dia manana à priori sy suspicion! Fihetsika mampalahelo io. Tsy hiakatra mihintsy isika zany satria izay vato nasondrotry ny tany mba miezaka mitarika dia ahiahiana na ity hevitrao vaovao indray koa dia sahalan'ny hoe hofandrihina ilay ranamana...

Maninoa ianao raha mahatsapa fa mahay raha mifanakalo hevitra dia miezaka miara miasa amin ireo izay avara-pi toa anao koa fa tsy lany andro amin ny suspicion, fanaovana velam-pandrika, ary mety ho fialonana akory aza????

Saino kely io Andriambill fa ny toa ny ataonao izao no tsy mampandroso ny fienena a
9. laza5700 ( 01/08/2012 16:18)

AndriambyII:

Hasaiko t@ video conference mikasika ny bonnes gouvernances et developpements durables,io Ramarolahihaingonirainy io dia omeko anareo eto ny antsipirihany @ manaraka , raha mety izy . Dia ho hitanao Ralaza hoe aiza ho aiza no tena toerana misy azy . Alefako eto ny ampahany mety hanamarina ireo scuspicion -ko ireo mikasika ny Immigrés malagasy indrindra indrindra .

hitako fa olo-mahay enao ry Andriambill fa saingy mampalahelo fa ratsy loha sy be fialonana. Mba asio resaka kely koe Andriambill ny toa an-dry Ranjeva ireny hoe mba hahenoako ny patte-ny avy any aminao. Maninona koa ireny? tsy mahay koa sa maninn? toa tsy mahay daolo ny olona aminao na dia ny efa manana doctorat (Ph.D) zao aza...dia sady tsy miady amin'ny pièce-nao daolo ihany koa.

10. AndriambyII ( 06/08/2012 09:42)
Raymond Ranjeva n’est PAS l’homme providentiel que vous attendez pour la presidentielle. Il a des capacités de technicien indéniable avec lesquelles il pourra servir la nation au niveau gouvernemental mais je ne le vois pas en leader tenant les rénes du pays. Il lui manque les capacités de leadership qui puissent inspirer et animer les gens pour la tâche qui nous attend.
S' il etait capable d' aider Mada , au moins il aurait dû exprimer ses solutions mais pas ses idées theoriques . ça fait le jeu des predateurs .
Tsy misy fialonana n' iza n' iza eto , fa rehefa ny ain' ny firenena no mitady halentiky ny tsy matahotody dia mba mailo , fa tsy ho mpanara-bovoka , sy kanosa-potaka ry Ralaza a !

Ouuz ny akama ray izay ary je suis tout a fait d' accord avec cette opinion !
Moi quand je vois quelqu' un qui se vante d' etre ceci ou cela , surtout en matiere politique , et en avancant des arguments incoherents venants de sites et blogs , je me fais de devoir de correction et communication qui m' incombent , en tant qu' educateur et responsable .
La subtilité de la CI c’est d’avoir glisser Madagascar vers les prémices de la guerre civile ( a travers des hommes simples d' esprit qui ne peuvent méme pas percevoir ce qu' ils vont devenir demain.Comme ton copain qui generalise les lacunes judiciaires a Mada ):.
Après, il y a le problème du droit dans son ensemble...après il y a le problème de tout le ministère de la justice. Des spécialistes du droit se sont exprimés sur le Net a ces sujets de manips.Avoir des diplomes ne rime pas avec gerer un pays .

11. laza5700 ( 06/08/2012 19:08)

hahaha...ça n'a pas raté! Raha akapoka iray zany dia contre olo-mahay sy manana diploma ity Andriambill ity! Tsy mahagaga raha Raloelina sy Ravalo no mitondra ny firenena raha toa anao daholo ny Gasy satria ireo no tsy manana diplôma dia ...tokisan'Andriambill...hahaha. Tsy ilaina mihtinsy zany ny diploma aminao an? hahaha....mba mianàra hoatra ny olona raha sendra ka mialona. Ny diploma aloha raha ny fahalalanay azy dia efa mba manome présomption initiale hoe mety mahay ilay olona.... Fa ny olona tsy misy baoritra kosa dia sarotra sy ela kokoa vao fantatra na mahay na tsy mahay. Ary matetika dia tsy mahay satria tsy adala ny olona nanao fianarana firy taona raha bandy tsy nianatra no hahay noho izy.

hahaha....tena mampihomehy ianao ry ingahy Andriambill ka! Adala daholo ny olona nianatra fa tsy misy ilaivana azy aveo...hahaha...misongasina tanteraka fa be fialonana enao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3002