" Marary fa tsara " siora fa milay zokibe isany, efa nahita zongo mahay miteny gasy tsara fa tena ankafiziko i Jenny mahay mihira teny gasy tonga de omeko bizou b ho fisaorana azy (rahovina zareo reo no mba manao concert manaraka ze mahalala de aiza azfd e... ) siora fa milay ny artista mampiely ny kolotsaina sy vakoka ary teny Malagasy erantany