mila fanampiana sy toro hevitra!!
1. lylia
(
14/06/2012 15:48)
miarahaba anareo rehetra ny tenako,izaho dia tovovavy 25ans,ts bola niteraka fa nanambady taminy taona 2009.Aminy izao fotoana izao izany ny tenako dia mandalo ady mafy ka izay indrindra no antony hanoratako eto.
Nanambady ny vadiko aho ny taona 2009 araky ny voalazako teo ambony,nationalité frantsay izy io!!!tany am boalohany dia tena mamy tokoa ny fitiavanay sy ny tokatranonay!nifanaja foana ary nifanampy ihany koa izahay roa teo aminy fitadiavana!!rehefa nandeha ny fotona dia nanomboka niova izy tao an tokantranonay ary nitokona ts nety niasa intsony mints;mariko eto moa fa niasa tamina serasera izahay mivady.Lasa mandany vola aminy ts fantatro oe hanaovana inona,mandehadeha sy matory ny andro tokom piainany;izaho irery izany sisa ny niasa tao aminy tokatranonay.Ny taona décembre 2010 dia nihiditra hopitaly ny tenako ary tamin io fotoana io no nanararaotany nitaomana ny entanay rehtra tao antrano ka dia gaga ny tenako rehef nivoak ny hopitaly fa lasa iz ary ts fantatra izay misy azy!nitady azy hatraiz hatraiz ny tenako nef izaho bola en convalescence fa dia nikiry fotsiny oe hitady azy satria vadiko sy tokatranoko ny jereko,ts nihaino izay toro hevitry ny olona mihints ahako fa ny tao am poko no nohainoko.
Ref rerak ny nitady az ny tenako dia tao aminy ray aman dreniko aho no nipetraka fa izaho nieritreritr oe ref vita ny sitrapony any miverina eo ihany iny;ts zay anef ny zavatra niseho fa 1 volana tao aoriana dia nisy tompon andraikitra tao aminy tribunal nanatitra taratasina divorce ka teo ny tenako dia kempoka ts nahateny!!!nalaelo mafy ny tenako ary nanontany tena mints ahako oe fa inona ny antony.Tonga moa ny tribunal nay voalohany dia nanatrika ny tenako,naka avocat iz dia ts naints naka kou aho;ny requéte nataony tao anatiny ilay divorce ts misy antony mihints fa fotsiny hoe ts zakany intsony ny tokatrano.Izaho moa dia nandà hatraminy farany ilay divorce ary gaga mihints ny juge izay nitsar anay satri ts nety niova hevitr mihints ny vadiko na natao ary ny reconsciliation!!!!Nivoak izany ny didy fa séparation de corps izahay 2 ary miakatr débat ilay divorce anay ary ihany kou mandrotsak pension aty amiko izy isam bolana.hatramin izay anefa dia na ny ariary aza ts nataony;izaho kou moa ts dia ni insiste b taminy lay iz!!!!Teny aminy tribunal nay faharoa izany ny nahitako azy farany taminy herintaona.
Gaga ny tenako raha nody avy niasa aho ny zoma 01juin 2012 teo raha nahare hoe maty ny vadiko ary nananton tena izy;teo kou moa izaho vo nahalala fa niara nipetrak tamina vehivavy sy niterak zaza vao 2herinandro izy....Eto amin izay izany vo tena ho ampidiriko ny zavatra mampalaelo ahy....
Rehefa avy nanao constat ny trano sy ilay razana ny Brigade Criminel dia ilay vehivavy kosa ts nanaraka ny olona tany aminy morgue fa ny nataony dia nitaona ny entana rehetra tao aminy lay vadiko!!eny fa na dia ny dossier fanambadianay rehetra aza(livret de famille gasy/vazaha,ny kara panondro ny vadiko,ny passeport ny 3).Na ny nampilaza ahy taminy fahafatesany vadiko ary ts nataon dry zareo ary tena malaelo mafy ahako satria ts afak ni assister ny crémation any na ny fandorana azy teny aminy fasan karana;ts afaka nijery az farany intsun ahako.Eo izany ny tena ts hitako mihints izay atao satri ts te hitory az ny tenako fa ilaiko iz hamerina tsotr ireo zavatra ilaiko ireo.Niezaka nanontany azy moramora ihany moa ny tompon andraikitr tao aminy BC fa dia valim birainginy ny nasetriny.Ny tenako moa amin izaho dia bola vadiny légitime foana.
Ka miangavy an tanan droa ho anareo,mba omeo toro hevitra ny tenako.Mila maka huissier ve zah sa ahoana?D rah ny tokony ho izy koa,ny trano nisy crime izany ary vita constat ny manampahefana tokony ts azo hidirana na ho kitihina satria bola en cour ny enquéte.Mba mangataka fanazavana ho an ireo izay afak mamaly ahy!!!!
Ny tena zava dehibe ho hangatahiko aminareo dia ny mintondra am bavaka ny tenako satria ady mafy izao hatrehako sy ef nihainako izay,matoky ny fiasan Andriamanitra ahako ary ts ihemotra fa hijoro hatraminy farany.
Eto aho dia mametraka ny fisaorana sahady anareo izay mamaky ity fitarainako ity ary ihany koa manantena valin teny avy aminareo tsirairay avy.
Misaotra indrindra dia mandram pihaona!!!!

novalian'i ded.kitty ny 16/07/2012 23:15
2. m.i.s.a
(
14/06/2012 16:36)
Mampalahelo ny zavatra mahazo anao zao. Tsy dia mahay lalana aho fa ny azo mba lazaina fotsiny angamba dia hoe lozika raha mitaky ny entana sy fananana anareo mivady ianao.
Koa satria moa ianao tena mbola vadiny ara-dalana no mahatonga ahy milaza an'io. Ny tsara angamba dia ny maka avocat hikarakara an'io olana io satria tena goavana ilay izy ka tsy ho vita moramora an-dresaka fotsiny.
Vadiny ara-dalana ianao ka tokony ianao no manana ny teny farany , eny na dia niteraka t@ vavy hafa azsa izy.
Iza moa no mahafantatra raha tena ny vadinao ny rain'io zaza io ? dia aleo ny avocat fotsiny ny mikarakara .
indrindra momba ny ahazahoanao ny taratasiny sy izay azy rehetra satria vadinao izy.
mazotoa hatrany e ! tsy ho mora ny ahazahoanao rariny raha toa ka ianao ihany no hanao an'zany fa kosa raha maka avocat , mety ahazo ny rariny rehetra ianao.

3. mirananirina
(
14/06/2012 17:33)
MampalahelO ilay tantara manjary miafara @ fahafatesana!Marina fa vadinao izy ary tianao tokoa !ny mahagaga ahy dia maninona ianao no tsy nanaiky ny fisarahana satria izy efa tsy tia anao intsony raha azoko tsara manko ohatra ny tsy niteraka ianareo sa efa misy zaza?matetika manko ny ankizy no mibloke ny fisarahana!tsy mitovy koa angamba ny ol moa fa amiko rehefa tsy tiany intsony aho dia manaiky izany na mbola tiako aza izy. Izaho aloha tsy mahita vaha olana loatra satria tsy mahay loatra ny momba ny lalàna aho!marina fa entanareo mivady izany fa raha ananao ny ttsy fanamarinana fa anareo ny entana ataoko angamba fa azonao alaina ny fanananao.Rehefa tsy au courant ny fisian ilay zaza ianao dia adaboy any! Tadidio anefa fa zaza tsy manatsiny izany ka aza tezerana!Raha ohatra ka maty nisy namono izy no tsy azo idirana ny trano.akoatra izay toa azo idirana ihany.tandro fotsiny ny miditra any @ tokatrano nipetrahandry zareo raha tsy miaraka @ avocat na polisy
4. lylia
(
15/06/2012 08:56)
Misaotra betsaka anao namaly ahy;ny tena tantara any ry zareo tao moa ts dia haiko tsara fa ny hainoko notantarain ny hanabaviny tamiko dia nijaly ny vadiko niaraka tamin io vehivavy io ary nitaraina foan ny vadiko oe maditra be hono ilay vehivavy.tsy nipetraka naharitra b tao io vehivavy io fa tonga refa te ho tonga dia mandeha rehefa te handeha!!ary talohany nahabevoaka any lay vehivay dia nifamaly ry zareo ka nanao toy ny fanaony lay vevavy ka lasa!rehef nibontsona ny kibony zay izy vao niverina tao amin ilay vadiko ary niteny oe zanakao io!!!!ilay anabaviny moa no nitantara izany rehetr izany tamiko....Izaho moa izany dia ts mino mihints oe zanaky lay vadiko io zaza io ary raha tena namono tena ny vadiko ts hanary ny zanany izany fa bola mistery b hatreto lay fahafatesany!!!fantatro tsara ny vadiko!!!
NY marikoriko ahy amin ilay toetra an ilay vehivavy koa moa izany dia izao:ny alaraobia talohany nahafatesany dia nalefany vadiko nody tany aminy ray amn dreniny ilay vehivavy ary nasainy nitondra ny entany ihany koa fa nisy ts fifankazahoana tamin izy roa satria hono izany ilay vehivavy manao pression be any ilay vadiko foana oe bola ts vita ihany ve ilay divorce dia ahoana io zaza io no ataonao reconnaissance ao aminy Ambassade,izany foana izany ny antony mampifamaly an izy roa ireo,farany izany leo ilay vadiko dia niteny azy oe mandehana aloha enao mody any aminy ray aman dreninao fa rehefa hijery any ilay zaza ahako dia mandalo any!!!
Ny zoma hariva moa izany ry zareo dia bola niaraka niantsena satri nividianany ilay vadiko balle friperie izy araka ny fangatahiny ary dia bola nateriny vadiko taxi hatrany antranony ray amn dreniny mihints!!!ref izay hono dia nody tany an tranony ny vadiko ary dia nifandefa sms iz roa ka nilaza ny vadiko fa ihidina any maevatanana any aminy misy ny mamany;rehef izay dia tonga hono ny taminy 8ora alina dia niantso ts an kijanona ilay vehivav ts namaly intson iz!!!ny maraina moa dia nisy fotoana nifanaovany ny dadany ilay sy ilay vehivavy ka lasa nandeha tany ilay vehivavy,ny antony nadehany tany aloha hatreto dia ts fantatra hatramin izao!!dia rehef avy tany amin ilay dadany ilay vadiko hono ilay vehivav teo aminy 12 ora atoandro teo dia nandray taxi ka rehef tonga teo ivelany ilay trano izy dia hoy izy mants an ilay chauffeur anah taxi oe aleo aloha ity zanako ity eo fa hijery zavtra vetivety ahako dia lasa nihiditra tany amin ilay trano izy dia nikikiak hono iz rah vao ahita any ilay vadiko!!!teo iz dia niantso ny hanambaviny sy ny dadany ary dia vory olona moa teo.rehef variana nikarakara ilay razana ho entina any morgue ny olona dia ilay vehivavy kosa naka ny vola rehetra tao aminy poche ny vadiko ary naka aingana ihany koa ny carte d identité francaise ny vadiko sy passeport ny!!araka ny filazan ny hanambaviny ihany dia nandray salaire ny vadiko ny zoma an io!!!rehefa vita moa ny constat sy ny rehtra dia lasa ny olona nandeha nitondra ny razana tany aminy morgue HJRA ary ilay vehivavy kosa nijanona ts nety nandeha fa vao lasa ny olona dia notaominy daholo ny entana rehetra tao ary ts nampilaza anizan iza izy fa nateriny tao aminy ilay mpanampin ilay tompon trano ilay lakile!!!marihiko fa ts misoratra eo amin ilay fokontany io vehivavy io....
rehefa vita moa ny autopsie dia ny talata 05juin lasa teo no oe handorona azy teny fasan karana.Ts nanaiky anizany moa ireo hanambaviny biologique ka dia nanao opposition taminy lay crémation kanefa ilay razana ef navoak tao aminy morgue ary ef teny aminy fasan karana.teo moa izany dia raikitra ny fifamaliana satria ilay père adoptif any nitaky ny atao crémation azy ary ireo anambaviny indray dia ny oe hidirany eny aminy fasany ry zareo!!!ka teo koa ny mahagaga ahy oe inona ny antony i insisteny ilay vazaha handoro an ilay razana??ts mazava???
Niakatr tribunal mintsy moa izany ilay izy ka voatery naverina teny aminy morgue indray ilay razana ary teo dia naka avocat ilay père adoptif any ary dia jugement heure heure no nanaovana anazy!!!Rehefa niady mafy moa ireto hanambaviny dia resy ihany ary dia nahazo ny halalana ilay vazaha handoro azy!!!ny tena nampalaelo tamin ny teny amin ny tribunal hono dia ny nijoroany ilay vehivavy vavolopmbelona teo hanatrehany mpitsra fa adala ny vadiko io ary dia izay ny antony namonohany ny tenany ary ilay vazaha nilaza any izay ihany koa!!!!
Tena mafy ts hay zakaina lay zavatra miseho ankehitriny satria lasa nisavoritaka tanteraka ny fianakaviana!!!Izaho moa dia nieritreritra ny hanao test ADN nefa ts haiko oe mety manana groupe sanguin ve ilay vadiko teny aminy morgue???fa izahako aloha izany hatreto dia ts mino ho nahavita an izany ny vadiko,fa ny enquéte moa izany bola mitohy!!!
ie,ny avocat ako taminy divorce anay ihany mants ny hasaiko manao an io raharaha io,!!!!fa amin izao ilay avocat ako bola manao any ilay radiation any ilay divorce en cours!!!!
Raha misy fanontaniana tianao hapetrak dia aza misalasala fa ho valiako avokoa!!!

m.i.s.a:
Mampalahelo ny zavatra mahazo anao zao. Tsy dia mahay lalana aho fa ny azo mba lazaina fotsiny angamba dia hoe lozika raha mitaky ny entana sy fananana anareo mivady ianao.
Koa satria moa ianao tena mbola vadiny ara-dalana no mahatonga ahy milaza an'io. Ny tsara angamba dia ny maka avocat hikarakara an'io olana io satria tena goavana ilay izy ka tsy ho vita moramora an-dresaka fotsiny.
Vadiny ara-dalana ianao ka tokony ianao no manana ny teny farany , eny na dia niteraka t@ vavy hafa azsa izy.
Iza moa no mahafantatra raha tena ny vadinao ny rain'io zaza io ? dia aleo ny avocat fotsiny ny mikarakara .
indrindra momba ny ahazahoanao ny taratasiny sy izay azy rehetra satria vadinao izy.
mazotoa hatrany e ! tsy ho mora ny ahazahoanao rariny raha toa ka ianao ihany no hanao an'zany fa kosa raha maka avocat , mety ahazo ny rariny rehetra ianao.
5. lylia
(
15/06/2012 09:42)
enao moa izany nanontany hoe fa naninona ahako no ts nanaiky ny divorce,dia tsotra ihany ny tato an dohako oe,vadiko izy,ary ts haiko oe inona ilay tena antony nisarahany tamiko,moa koa izany betsaka ny lasa niainanay,na tao anatiny mamy na ny mangidy ka izay ny tena nahatonga ahy ts nanaiky hatramin ny farany.Rehefa maty moa izany izy vao azoko ilay antony nahatonga azy nanao an ireny satria tao anatiny fanambadianay sy niarahanay tao an tokantrano no ef niarak ry zareo 2!!!tsapako fa io vehivavy io no namotika ny tokantranonay sy ny fiainanay ary ihany koa ts namelany raha ts niafara taminy fahafatesana!!Amiko izany dia izy no 1ere responsable ny izao rehetra izao!!!intérét ny tena niarahany taminy vadiko hatramin ny voalohany ary nieritreritra tanjona alavitra be izy kanefa izao ny vokany ny zavatra nataony!!!
Izaho ts manome tsiny an ilay zaza mihints na ny kely aza satria ts safidiny anie ny ho tonga ety an tany fa ny lehibe no tokony nandinika ny zavatra nataony.Ny tena maha maivan doha an ilay vehivavy koa izany dia ef nahafantatra tsar iz fa manambady légitime ilay vadiko kanefa dia bola nofatorana tamin ilay zaza ihany!!!Ary ts mba mipitrapitra mampalaelo izy amin izao fa vao maika mandreraka be mihints ny ataony!!!!
fantatro ny vadiko fa bola tia ahy fa tsy haiko fotsiny oe inona ny tena nataon ilay vehivavy no nahatonga azy nanao an ireny satria ny antony ilazako an izany dia tamin ny tribunal anay tamin herintaona dia mbola niarak nisakafo izahay roa sy niarak mihints moa nandritra ny iray andro tontonlo ka na dia ny avocat anay aza gaga oe rah olona mampiditra divorce izany dia olona efa ts tia mainty ny iray na ny ifampikasoka aminy aza fa ny anay anefa dia ts izay fa ohatran ireny mpifankatia ireny indray izahay tamin io andro io!!!!
Mbola mystère be mints lay raharaha hatramin izao!!!!

mirananirina:
MampalahelO ilay tantara manjary miafara @ fahafatesana!Marina fa vadinao izy ary tianao tokoa !ny mahagaga ahy dia maninona ianao no tsy nanaiky ny fisarahana satria izy efa tsy tia anao intsony raha azoko tsara manko ohatra ny tsy niteraka ianareo sa efa misy zaza?matetika manko ny ankizy no mibloke ny fisarahana!tsy mitovy koa angamba ny ol moa fa amiko rehefa tsy tiany intsony aho dia manaiky izany na mbola tiako aza izy. Izaho aloha tsy mahita vaha olana loatra satria tsy mahay loatra ny momba ny lalàna aho!marina fa entanareo mivady izany fa raha ananao ny ttsy fanamarinana fa anareo ny entana ataoko angamba fa azonao alaina ny fanananao.Rehefa tsy au courant ny fisian ilay zaza ianao dia adaboy any! Tadidio anefa fa zaza tsy manatsiny izany ka aza tezerana!Raha ohatra ka maty nisy namono izy no tsy azo idirana ny trano.akoatra izay toa azo idirana ihany.tandro fotsiny ny miditra any @ tokatrano nipetrahandry zareo raha tsy miaraka @ avocat na polisy
7. zazamaroroka
(
16/07/2012 05:25)
Tsotra ihany ny azo homena anao, hatreto rehefa dinihina ny tantara, tsy hoe mitsara azy, fa hita hoe tsy mazava ary ratsiratsy fipetraka ilay vehivavy niaraka tamin'ny vadinao, na dia ny fakany an'ireo taratasy sy vola fotsiny sy ny tsy nanatrehany ny razana aza, akotr'izay, azonao torina tsara koa izy, satria tafiditra soamantsara amin'ny hoe manadala vadin'olona, satria enao mbola tsy tafasaraka tamin'ny vadinao, efa nanao zay azonao natao enao tamin'ny famerenana ny vadinao, tsisy tsininao zany fa kosa tsy tokony hipetra-potsiny enao manoloana an'zany zavatra zany, mety ilay torohevitr'i Misa tery amboalohany hoe, makà avocat dia hazavao tsara ny tantara, apetraho ko ny fitoriana, handeha ny fanadiahadiana rehetra ka tsy maintsy hipoitra ny tena marina, ary zay tokony hiverina aminao dia tokony haverina ihany koa, ireo zai mahay tsara ny lalàna manko afaka manampy tsara anao amin'zany rehetra izany, matokia enao fa ny marina tsy mba maty zany, ary ankino amin'ny ao ambony ny zava-drehetra, dia manaova zavatra aingana.
8. ded.kitty
(
16/07/2012 23:15)
Asa re fa mety ianao koa no tena mitady drame. Efa hita fa ilay bandy efa tsy nivakl intsony ise no lany fotoana nanompo azy tao. Tsy aleo nitady olon-kafa mba afaka mamalifaly anao?