FANONGANANA NY FAT ALOHA VAO FIFIDIANANA

1. RUZ9 ( 21/06/2012 12:49)
Tsy mbolatonga saina ihany ve isikafa fandrebirebena sy fandaniam-potoana fotsiny anie ny fivoizan' ny FAT ny resaka fifidianana io e ; raha teny dia be faha ny finiavana hanao fifidianana izany tsy misy mihitsy.

Ny fialany rahateo no takian'ny vahoaka ary izany no tsy dia mampahazo olona firy ny fihetsiketsehana eo @ 13 mai ; mbola fitakiana fififdianana mantsy no voizin'ny free fm itarihana azy io.

Ataovy mazava ny resaka ny resaka manomboka eto : FIALAN'NY FAT no takiana fa izay no vahaolana voalohany ivoahana @ krizy.

Dia mba handresena an'ireo zanaky ny maizina ireo dia tsy maintsy zanaky ny mazava no apetraka eo fa tsy olona sadasada hamerina ny nataony teo ihany.

Averiko eto indray fa mitondra ozona ho an'ny firenena io "fitondrana" io sy izay rehetra manaraka ny ataony , arak'izay voasoratra ao @ ISAIA III.

HO AN'NY BEBOTIN'NY FAT
Tsy ampy fitaovana hoe ianareo rehefa hanafika dahalo ? Nefa nanana fitaovana be dia be raha nanafika ny FIGN? rehefa hamoritra vahoaka.
Tsy mba mamatsy baomba angaha i lafrantsa ? Aiza koa ireo ALOUETTE 2 tonta nafaran'ingahy ben'ny tanĂ na teo aloha hanenjehana dahalo ?
Sao dia tsy ampy olona koa aloha ianareo e, 600 lahy mantsy no nanafika ny FIGN 21 lahy, roa taona lasa izay, ka raha dahalo 150, beboty firy izany no ilaina ? 4500 eo ho eo.
Toa hitako eto sahady ianareo vaky mandositra enjehin'ny dahalo.

Toa tsy dia olana ho anareo koa aloha ny resaka fandriapahalemana e olona firy moa no lasibatr'io podium ataonareo io, ny fibahanan-dalana manginy fotsiny, tsy mampaninona ny mandihy eo ambony faty fa DJ havanana @ fampisehoana no mampirevy.
"Fetin'ny foloalindahy"...
novalian'i RUZ9 ny 04/07/2012 10:29
2. dadabe ( 21/06/2012 15:43)
aongano ny fat eeeeeeeeeeeeeee
3. TANTEL ( 21/06/2012 18:57)
io rangah ra tsy miverina mihitsy dada tsy misy Madagasikara milamina zany eto a.Efa telo handray efatra anie zay ny HAT no teo fa tsy nahavaha olana mhintsy e,efa impirimpiry moa izy ireo no nanaratsy an R8 fa to tsy mety lefy laza mihintsy iny zoky iny fa vao maika aza lasa STAR a,
4. milamm ( 23/06/2012 02:59)
marina fa mbola miriaria tsy voasambotra ireo tompon'andraikitra na mirodana tanteraka aza ny firenentsika noho ny ataony dj 35 taona lehibeny tanana Tana voavidiny sarko-bourgi-gueant vola ($50 millions leloup mahakobo an'io kozy io tsara be, ratsy rahonana, maro sahona, deba roland ratsy iraka karana hcc odon razanakolona kolonely sy be galona 109 no isany) lasa filohany tetezamihitatra tampoka teo lery tsisy mpibedy sy mpanotany mitsangatsangana havia sy havanana satria ny kitampombolam-panjakana eo ambany masony no mandoa ireny nefa ny tany tsy mandry ny filoha Zafy moa dia niampanga sy nangataka ny fialany jojo koa tany Toamasina (@ Talata 26 juin zao dia samy handray fitenenana izy mianaka Atoa filoha Ravalomanana sy lavanify fahitalavitra asa na ho adihevitra na fampahalalana ny olompirenena ny zava-miseho teto antanindrazana hatramin'ny jan 2009-jona 2012 sy ny vaha-olana ihaonan'izy efa-mianaka haingana alohany iatrehana ny latsa-bato fidianana esorina tanteraka @ lavanify ny fahefana tsy sahaza azy) didiny bokona manjaka te iliba nge tsy iandrasana an' Andriamanitra itahy antsika e, isika mahatsapa fa helo tsy misy ho avy antenaina vava-kisoa misy sira io ka tokintsika ihinana azy ... fitokonana faobe atsangana saina fotsy fa miondrika sy mihosona ny firenena taorinany 17 martsa 2009 mangataka ny fialany fat satria talata 26 jona eo ambany fiahiany SADC ny Tanindrazantsika fahaleovantena inona no ankalazaina amin'izany ? 2 taona no nampanatenainy isika efa ho efatra izau tsy ho ela ...samy tsara daoly
5. dadabe ( 24/06/2012 14:57)
fidio PAsitera Mailhol e
6. RUZ9 ( 04/07/2012 10:29)
Famokarana sarimihetsika no mety @ pasitera Mailhol (thriller....)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4065