slt slt dôly e. Misy mahafantatra ve hoe iza no mpihira (génération Rebika) dia aiza no mety hahitana ilay hira misy hoe:
"...Ny ora niarahana teo
Foana sy rava avokoa
Tazako ianao fony isika taloha
Niaraka nifankato
...Niova ianao
Nivadika ihany fa leo
Lasa ianao
Ny ho avy na ny hafa jereo
Nanjary nifampitazana fotsiny teo
Ovay ny famindranao fa ny aty
Tsy hoe vao mianatra mitia..."