- Nikatona zao ny fandefasana olona any LIBAN ! fa nisokatra ndray i  Koweït, Seychelles, Arabie Saoudite ary Jordanie,…
- tonga de milaza ah fa aza mandeha amin'ny tanin'ny tavaratra raha hiasa fa hamono tena no dikany !
-kendreny mihitsy ho firenena "mora" olona malefaka sy tsotra no hakany olona hiasa any aminy ! izy anefa (tavany) olona agressif sy lozabe ! donc tsy maintsy mivindina enao vao tonga any fa ny karama zara ra azo , enao hidiany tsy mahazo mivoaka , ny kapoka ataony kilalao !!
maninnn no tsy de sahiny hidirana hakana olona loatra ireo firenena mafimafy loha sy sahy (portugais ,roumanie ,senegalais...) satria mahadona azy tsara ireny de tsy de idirany be loatra
-mitandrema isika zanaka malagasy fa mitovy ihany na LIBAN na ARABIE SAOUDITE na  Koweït, Seychelles, Jordanie,… misokatra mantsy zao ny fandefasana olona hiasa any aminireo firenena ireo