Mais qu' est ce qu'on attend au juste de cette rencontre? ( vu le hintsy, maputo, .....)????
Anotanio ny SADC ry ise fa samy fanina daholo ny rehetra. Mba nanaitra ahy fotsiny ny rindran-teny sy soso-kevitra nomen'ilay ranamana nanoratra ilay lahatsoratra dia nentiko teto.