Liste des messages
Liste des messages, inserés par rar.dago, par ordre de date
rar.dago
(
04/08/2012 07:57)
Azo atao ny manatsara
[url=http://wp.me/p1kZw6-j9]Améliorons notre système socio-politique [/url]
Io misy rohy mba manao sosokevitra mba ho fanatsarana ny tontolo politika eto Gasikara ka mba maniry ny ahafantatra ny h...
suite
répondu par cyril le 21/08/2012 01:10
rar.dago
(
14/06/2011 12:19)
Ary maninona raha ny vahoaka no avela hitsara e?
Hita izao fa tsy mahavita azy ny SADEC. Ny UA moa tsy lazaina intsony. Ary ny UE manao tsobo-dranon-dramiangaly fotsiny.
Koa maninona raha tsapaina ny hevim-bahoaka : référendum.
Samy mandroso ny v...
suite
répondu par papala le 16/06/2011 12:33
RAR.DAGO
(
10/12/2010 07:57)
wiki gasy ao @ académie malagasy
Ny Fombandrazana sy fivoarana izay sehatra fitrandrahana eo anivon'ny académie malgache dia mitetika ny hanokatra forum mba ahafahan'ny rehetra miheritreritra, mandalina ary manao soso-kevitra mikasi...
suite
RAR.DAGO
(
25/11/2010 04:13)
Ny fiangonana tsara indrindra
Ity misy interview iray ho an'ireo izay mihevitra fa mitàna ny marina.
le Dalaï Lama interrogé par le théologien de la libération, le brésilien Leonardo Boff. Texte reproduit par Philippe de ...
suite
répondu par Miharena le 12/12/2010 10:50
RAR.DAGO
(
16/11/2010 07:35)
Misy zanak'Atra hafa ve any lavitra any?
- Tsy misy tsy mahafantatra fa ny tany miaraka @ planeta 7 hafa (tsy azo atao hoe planeta intsony hono i Pluton zao) dia miodina manodidina ny masoandro.
- Ny masoandro indray dia kintana iray ao ana...
suite
répondu par niryna le 12/12/2010 03:13
RAR.DAGO
(
16/11/2010 06:20)
Bois de Rose & Global witness
With apologies for a delayed response: here is the new publicly available link for the EIA video. I understand that it was difficult to have that link broken at a crucial time. we had to take some ste...
suite
répondu par fijo le 17/11/2010 20:46
RAR.DAGO
(
10/11/2010 08:55)
Bizina paingotra mety mandeha
Fa raha @ izao fotoana izao no manao sarin'olona (poupée) @ sarin-dry R8, Andry,Charles, Lylson, Ratsiraka sns dia sady mivarotra paingotra miaraka aminy mba hanalàna fo rehefa tezitra!!!
Fa tena m...
suite
RAR.DAGO
(
06/11/2010 05:45)
Andao ary anao politika
Isika eto @ ity lohahevitra ity izany (ary fonosiko ao antin'izany ny tenako) tompon-daka eran-tany amin'ny fitsikerana sy fanakianana ny hafa.
Ka andao ary isika mba hirotsaka koa mba jerena izay vi...
suite
répondu par RAR.DAGO le 14/11/2010 00:20
RAR.DAGO
(
06/11/2010 05:24)
Hatsaraina ny fampianarana gasy
Tsy fantatro hoe eto ve ity no tokony haroso sa aiza ka dia eto aloha fa ahitsiho aho raha diso.
Ity ary no fanontanaina :
- Ianareo izay mipetraka any an-dafy maro no miforitra any mba ahafahana mamp...
suite
répondu par Nav le 08/04/2013 08:28
RAR.DAGO
(
29/10/2010 09:30)
Dia ahoana izany ny sasany?
Répartition des religions dans le monde (Ces données sont tirées du tableau de David B. Barrett, Nations Unies, 1998)
[b]Chrétiens:[/b] 1,943,038,000, soit 32.8% de la population mondiale.
[b]...
suite
répondu par RAR.DAGO le 16/11/2010 07:50
RAR.DAGO
(
29/10/2010 06:11)
Fa maninona i Jesosy no mbola tsy niverina
Nangataka t@ dadany hono i Jesosy :
- Avelao aho ry Dada mba hiverina any an-tany, indrindra any Madagasikara fa tena tsy azon'ny olona mihitsy ny zavatra nampianariko fa mifanohitra tanteraka @ zavat...
suite
répondu par fijo le 05/11/2010 21:38
RAR.DAGO
(
26/10/2010 05:27)
Inona izany no tokony atao?
Isika eto toa faly fotsiny hoe nihinan'ny aganony i Rajemison fa inona izany no mba ataontsika hampandrosoana ity firenena ity?
Satria raha tsy my olona manakevitra sy manana informations no mihetsika...
suite
répondu par RAR.DAGO le 04/11/2010 05:37
RAR.DAGO
(
22/10/2010 21:03)
Ny fahalalana sy finoana ve hafaka hiaraka?
aleo ary tsy resahina aloha i Atra hoe construction sa créateur fa ireto kosa ary ny fanontaniana manaraka :
1. Ireo izay mino an'ilay Atra namorona an'i Adama sy Eva ve dia hafaka ny hanaiky fa ny ...
suite
répondu par ravonjison le 15/11/2010 17:06
RAR.DAGO
(
22/10/2010 19:50)
Arguments favy
Izay hafaka mijery ny interview nataon'i Anthony Ramarolahihaingonirainy niaraka t@ Onitiana (invité du zoma) androany dia mba jereo fa mahafinaritra no mihaino olona misaina miresaka fa tsy itony m...
suite
répondu par laza5700 le 20/01/2011 00:07
RAR.DAGO
(
17/10/2010 16:45)
Misy bug
Eo @ post "Iza no namorona an'Atra" dia tsy mandeha intsony ny fonction "valio". Tsy hitako nefa ahoana no fampilazàna ny tompon'andraikitra ka mba ampitao ny hafatra raha misy hafaka manao izany.
M...
suite
répondu par hery le 26/10/2010 09:11
RAR.DAGO
(
17/10/2010 16:44)
Misy bug
Eo @ post "Iza no namorona an'Atra" dia tsy mandeha intsony ny fonction "valio". Tsy hitako nefa ahoana no fampilazàna ny tompon'andraikitra ka mba ampitao ny hafatra raha misy hafaka manao izany.
M...
suite
RAR.DAGO
(
15/10/2010 20:56)
Ary raha hita moa ny fatin'i Jesosy dia ahoana?
Raha mandeha moa ny fikarohana miaraka @ fahaizana rehetra ankehitriny ka voaporofo fa io no fatin'i Jesosy, izany hoe tsy nitsangana t@ maty akory izy fa tena maty tokoa dia mba ahoana re e?...
suite
répondu par RAR.DAGO le 04/11/2010 05:50
RAR.DAGO
(
14/10/2010 19:58)
Iza no namorona an'Andriamanitra?
Ho an'ny kristianina dia mety ho hetraketraka na dia ny fametrahana an'io fanontaniana io fotsiny any aza, ka dia hialan-tsiny mialoha amin'izay mety ho sadaikatra fa mipetraka foana tsinona ny fanont...
suite
répondu par vonynive le 26/10/2010 11:46
RAR.DAGO
(
10/10/2010 15:26)
Inona moa izany no ataon'ny kristianina eto an-tany?
Raha toa ka fanomanana ny fihainana ao arian'ity eto an-tany ity no tanjona, maninona moa ny kristianina no mitaraina rehefa ampijalian'i Ratsiraka, Ravalomanana na i Rajoelina?
Tsy tokony ho faly aza...
suite
répondu par vonynive le 26/10/2010 11:54
RAR.DAGO
(
08/10/2010 06:07)
Fa maninona no tsy mandroso ny firenena?
Isika rehetra eto, ary izaho no voalohany, dia samy tia teny daholo. Raha misy soa azo alaina dia ny teny sy ny manodidina aloha no jerena izay vao ny hafa. Ary 90% amintsika, raha hafaka mangalatra k...
suite
répondu par milamm le 13/10/2010 13:55
