Andao ary anao politika
1. RAR.DAGO
(
06/11/2010 05:45)
Isika eto @ ity lohahevitra ity izany (ary fonosiko ao antin'izany ny tenako) tompon-daka eran-tany amin'ny fitsikerana sy fanakianana ny hafa.
Ka andao ary isika mba hirotsaka koa mba jerena izay vita. Ny tiako ho lazaina hoe ndao mba hanome soson-kevitra mivaingana sy voasaina (fa tsy hetahetam-po ambony tamboho).
Asio forum mikasika ny zanakevitra politika dia samia milaza izay heviny dia mba samy mihezaka manome fanazavana ny antony sy ny fomba hanohanana ilay hevitra.
Sa ve isika ilay be taimbava sy mivovoa manao maivan-doha ihany no mety amintsika?

novalian'i RAR.DAGO ny 14/11/2010 00:20
2. AndriambyII
(
06/11/2010 20:06)
Qui a dit : « La théorie, c'est quand on sait tout et que rien ne fonctionne. La pratique, c'est quand tout fonctionne et que personne ne sait pourquoi. Ici, nous avons réuni théorie et pratique : Rien ne fonctionne... et personne ne sait pourquoi ! » ? . Et quand tout donne l'apparence de fonctionner sans que rien ne marche vraiment depuis la nuit des temps, et que tout le monde...#
Famerimberenana ny teny efa nadeha . Iza no atao solovaika ny akalana RAR.DAGO ?

3. RAR.DAGO
(
07/11/2010 05:26)
I Bera kely ny fiantobohany fa ny tohiny tsy hay! Sa ve izay no tohin'io resaka io?
Izao no nosoratako tatsy @ ilany :
Misy zavatra telo :
1. Inona ny hevitra iombonana. Dia alalinina iny. Ny tiako ho lazaina ohatra ny ady @ fahantrana. Iza moa no tsy te hiala na hanala ny namana sy ny havana @ izany? Fa ny olana dia tsy mazava sy entitra ny fifanarahana any ka izay iray tonga eo dia mivadika aby na mijanona eo @ fetran'ny tokatranony ny firenena. Ka izay no ataoko hoe alalinina tsara aloha ny fifanarahana sy ny hevitra ary ny fampiarana azy.
2. Ny firaisan-kina manodidina an'iny hevitra iny. Raha isika izay be vava eto fotsiny no miresaka dia tsy mety. Fa raha samy mahatarika olona 10 izay mahavita torak'izay ihany koa dia mitohy hatrany dia lasa toy ny Wikipédia na toy ny fanatsarana itony solosaina "open source" itony ka tsy tana intsony io fa mihitatra be. Izay tonga mitondra fanatsaràna izany dia lasa mpanohana ny hevitra dia tonga ilay hoe "la qualité est une somme de détail"
3. Ny fampiarana azy. Tsy nisy noterena ny olona ampiasa wikipédia na MySQL na ny Open office fa rehefa nahita fa tsara ilay izy sady maimaipoana no azo andraisana anjara ny fanatsarana azy dia samy nirongatra ho any avokoa.
Misy olona izao manadrana eto (Vatofototra). Betsaka ny azo atsaraina @ ataony fa fara faharatsiny izy manao. Dia izay manome soso-kevitra rehetra ka tsara dia raisina (mila asiana mpandrindra ihany koa moa izany isaky ny loha-hevitra). Ny olana kely @ko fotsiny ao @ Vatofototra dia tsy misy documents de base développé ny ady hevitra fa revy fintinina @ fehezanteny 2 na telo isaky ny mandeha any ka sarotra be ny ady hevitra satria tena lasa saritaka be ilay forum lery.
Fa raha mahavita izany isika, ar y tsy misy antony tsy tokony ahavitana azy, dia mino aho fa handroso aingakainganana kokoa @ ny firenena satria tsy zakan'olon-tokana izany

4. milamm
(
07/11/2010 14:40)
salama rar.dago, 3 no zana-kevitra nasongadinao eto mila vaha-olana
- Ady @ fahantrana
-firaisan-kina
-fampianarana
misy hafa ihany koa azo resahina izay fanoitra goavana indrindra, Fitiavan-Tanindrazana marina fa tsy fitiavan-kely, rha anao politika dia tsy maintsy mazava io fototra @ io n'aiza2 tany misy anao.Fanararaotam-pahefana sy tsy fahaiza-mitantantana no sakana mahazo ny mpanao politika, mitsikafona @ alalany matoan-dahatsoratra isankarazany izany (oh.efa manomana ny fialokalofany
sahady ireo mpiray petsapetsa ao 2 hat satria fantany fa halatra no antony ahatongavany eo),tsy ekena ary ilaina ny mpanara-maso avy @ ankolafy rehetra mba hisiany mangarahara)
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/1-politique/6542-clan-rajoelina--un-achat-immobilier-a-maurice
Ny solombavam-bahoaka sy ny antenimieran-doholona misolo vava mivantana ny vahoaka dia nesorina ankeriny ary nosoloina ny ct sy ny cst ary ireo ceni saribakoliny fat moa dia tsy misy na 1 aza manaraka ny lamina sy rafitry ny lalampanorenana fa manitsakitsaka izany hatr@ 17/03/09 satria tsy nisy nifidy azy ireo fa napetraka ka mampisafotofoto firenena(renegate nation),ireo indemnites sns izay takian'izy ireo tsy lazaina intsony, ny resaka referendum de tsy andeha lalana efa nampitandrina i wycoff mpitonda teniny amerikana lehibeny sampana afrikana ary nihaona t@ joyandet tao paris herinandro lasa izay talohany nitodihany loha any zamerika ny tsy fankasitrahany ny mangarahara momba ny fikarakarana ny raharaham-panjakana goavana toy izao
nahoana?
http://lexpress.haisoft.mg/sahondra-rabenarivo-madagascar/17502--une-constitution-taillee-pour-les-politiciens-.html
ho avy eo za rar.dago hamaly fa jereo aloha ireo dia diniho fa ny voalhany dia tsy maintsy ravana ny fat vao milamina ny rehetra ary in no vaha-olana asolo izany, mbola arosoko ihany koa ny hvitro avy eo fa mahandrasa

5. RAR.DAGO
(
07/11/2010 21:13)
Marina fa tokony ho tsikeraina ny zavatra ataon'i TGV sy ny forongony. Fa tsy tokony adino koa ny nataon-dry R8 sy ry DD Ratsiraka. Izao ry Tantely Andrianarivo, olona tratra nangalatra millions de francs suisse miverina ho toy ireny star ireny! Tsss!!! Ry pierrot Rajaonarivelo toy izany koa. Ry Bejamin Andriamparany, nandripaka niaraka t@ R8, miteroterona toy ireny olomasina ireny. Ka tsy tokony hijanona @ salovatavan'olona isika fa andeha lalin-dalina kokoa @ soson-kevitra.
Ny tiako ho lazaina dia ireto :
RAHA RESAKA POLITIKA
-Matoa miverina foana ilay fanaparam-pahefana, na @ ala-bato io na @ fanonganam-pahefana, dia satria tsy misy mametra an'ireo izay te hanao izany. Mahamenatra anie izany hoe ny Guinée aza mahavita fifidianana tsara noho isika izany e!
-Tsy maintsy izany apetraka tsara ny fanarahana maso ny adalan'ny mpitondra. Tsikera moa ny an'i Sahondra Rabenarivo fa i Anthony Ramarolahihaingovahiny izao manao soson-kevitra mahitsy sy mazava mikasika ny partage des pouvoirs sy ny contrôle de l’exécutif. Ny mpitondra mpanatanteraka tsy maintsy hiala @ io foana raha mbola fatritran'olona toy ireo no apetraka eo, ka noho izany anjarantsika rehetra no mihady mafy mivohy ny io soso-kevitr'io atraiza atraiza. Atao takin'adala mihitsy isan'andro @ média, ampirisihina ny mpanao politika sy izay rehetra azo ahetsika amin'izany, ahetsika daholo izay azo ahetsika. Raha miara-mientana manao izany dia milefitra ireo ny farany satria tsy hafaka ny ampiasa hery famoretana foana.
RAHA RESAKA FAMPANDROSOANA
- Izay no @ lalam-panorenana fa ny zana-kevitra rehetra hafa (fampianarana, toe-karena, sns...) dia ihadiana hevitra daholo ary rehefa masaka tsara dia atao takin'adala toy izay koa na mitady porte flambeau izay tohanana ihady @ ry gaigy isany. Fa atao mazava hoe hevitra no aroso fa tsy salovatavan'olona sy personnalisation du pouvoir satria efa mankaleo be ry le zavatra mahatsiravina ireo

6. bazylou
(
13/11/2010 18:37)
legona a,
ny mdg efa any andavaka, ny olona lazaina fa tsy mihinann kanina, dia mbola andany andro sy hery eto ihany ve anao an'izao volavolan kevitra lany daty izao e??
izahay tsy hanao ee,
tonga dia kombaka tairina dia vita ioooo
raha mbola hifanazava hevitra eto , ela lany daty eee,
ny any birmanie aza izao efa hivadika demokratika ny miaramila mpitondra,
le gasy ihany no tratra farany vendrana be eo e
beuuurrrkkk

7. RAR.DAGO
(
14/11/2010 00:20)
bazylou:
...izahay tsy hanao ee,
tonga dia kombaka tairina dia vita ioooo
beuuurrrkkk
Fa dada Bazy ve aloha mikasi-tany ny tongony sa ahoana e?
Hikomboka ahoana, amin'ny inona?Tanam-polo no ampiadiana @ basy? Sa hiandry an-dRa8 sy DD Ratsiraka hamatsy vola anaovana ady an-trano lava izao, dia andeha andorondoro fahatany ny entan'olona?
Aleo aloha hazava fa raha andeha androba sy andoro entan'olona no heritreritrao, na entan'iza na entan'iza, dia izaho mihitsy no lehiben'ny hamono anao raha mifanena amiko na ankolafin'iza ianao na ankolafin'iza fa tsy hisy hanaiky ho ampitaorina lava eto an! Ny ahy kosa io efa tratra mihitsy ny limite-ko @ io.