Bizina paingotra mety mandeha
1. RAR.DAGO
(
10/11/2010 08:55)
Fa raha @ izao fotoana izao no manao sarin'olona (poupée) @ sarin-dry R8, Andry,Charles, Lylson, Ratsiraka sns dia sady mivarotra paingotra miaraka aminy mba hanalàna fo rehefa tezitra!!!
Fa tena mety ho bizina mandeha an? Sa ve rongun zan?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.054