Bois de Rose & Global witness

1. RAR.DAGO ( 16/11/2010 06:20)
With apologies for a delayed response: here is the new publicly available link for the EIA video. I understand that it was difficult to have that link broken at a crucial time. we had to take some steps to protect our own investigators’ safety before we could release the video publicly. Please feel free to distribute now.


youtube link: http://www.youtube.com/watch?v=q7gaSpcyAXI

Best regards,
novalian'i fijo ny 17/11/2010 20:46
2. RAR.DAGO ( 16/11/2010 07:37)
Aza fady : tsy izaho no nanoratra an'io fa io no valiny nalefan'ny EIA rehefa nitaraina tany aho hoe aiza ilay video teo @ site-nareo
3. sitlo ( 16/11/2010 20:04)
Misaotra betsaka.


Tamin'io nandeha tao amin'ny gazety tribune mantsy dia be tatatata ery ny mpomba an'i TGV fa montage hono iny dia mody nasiana EIA kely tamin'ny farany fa tsy avy amin'ny EIA izany.

Izao mivoaka tsara.

4. fijo ( 17/11/2010 20:46)
aleo hoitann'y rehetra eo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0379