wiki gasy ao @ académie malagasy

1. RAR.DAGO ( 10/12/2010 07:57)
Ny Fombandrazana sy fivoarana izay sehatra fitrandrahana eo anivon'ny académie malgache dia mitetika ny hanokatra forum mba ahafahan'ny rehetra miheritreritra, mandalina ary manao soso-kevitra mikasika ny fampivoarana an'i Madagasikara.

Ao anatin'izany dia mila ny fandraisananjaran'ireo izay mahay informatika mba hananganana sy hanatsarana hatrany io forum io.

Ny tanjon'io forum io moa dia ny ahafahan'ny rehetra mandray anjara @ fanatsaràna ny tanindrazana sy ny fitantanan'azy ary atao amin'ny fomba "objectif" sy tsy miandany. Izay no anaovana azy eo anivon'ny fombandrazana sy Fivoarana izay eo anivon'ny akademia gasy.

Raha toa ka mahaliana na te ahafantatra momba an'io tetikasa io ianao dia manoratra ato :
rar.pqc@gmail.com ary ataovy lohateny "wiki gasy" dia alefa aminao ny proposition de TdR hatramin'izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1513