Tsy afaka hanao Bras de Fer mitsy reo !
1. andrywui
(
13/08/2012 11:51)
- voalohany aloha de i dada any antany lavitra any ! le kely ty anefa mitana ny familiana ato ! de aiza no hanaovana bras de fer amzany !! ny hevitra mety angamba ry dada malala de ny manambitamby sy miangavy ndray refa tsy nahavoa ny horakoraka sy ny ramatahora sy ny fampitaorana natao hatramzay ka ....!!! ny fifidianana ty akaiky ihany
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:14
2. locl
(
14/08/2012 14:32)
Ka aleo kou tsy asiana fa raha iny salade kely zatra tolorampotsiny anareo iny ve mou haharesy ny anay voky ronono sady miasa mafy
5. andrywui
(
23/08/2012 11:42)
za alou vao elah ry bainn a hohohohoh !! zah mamono ny voay eto d elah iravaka ny vanginy fotsiny ?
aty amiko elah mangatatseza
aty amiko elah mangatatseza