- voalohany aloha de i dada any antany lavitra any ! le kely ty anefa mitana ny familiana ato ! de aiza no hanaovana bras de fer amzany !! ny hevitra mety angamba ry dada malala de ny manambitamby sy miangavy ndray refa tsy nahavoa ny horakoraka sy ny ramatahora sy ny fampitaorana natao hatramzay ka ....!!! ny fifidianana ty akaiky ihany