Mitady an i Vale sy Veloo

1. dadabe ( 09/08/2012 09:00)
bisous bobaka beuh
novalian'i dadabe ny 28/02/2013 03:13
2. andrywui ( 09/08/2012 21:40)

dadabe:

bisous bobaka beuh


tsssssh veloo ok tsy koà fa tedavo any oanlah ,, fa i vale efa anay iny !!! donc aokanlah i valeanay ,, i kalasoary ko ento oanlah fa ts olana huhuhuhuhuhuhuh
3. veloo ( 13/08/2012 14:04)

andrywui:


dadabe:

bisous bobaka beuh


tsssssh veloo ok tsy koà fa tedavo any oanlah ,, fa i vale efa anay iny !!! donc aokanlah i valeanay ,, i kalasoary ko ento oanlah fa ts olana huhuhuhuhuhuhuh


andrywui! hum!!!! loza zany tsisy afa tsy zeunnn daholo ato lety a !..
bedada a ato foana fa sahirana kely fotsiny e - vao2 n"la? bisou beuuuu ko ela any news from sonwin?
4. dadabe ( 13/08/2012 15:51)
veloo : ary aiza i mifenty ? salama tsara daholo ve ?

vale: jtm foana akia a, aza adino ilay fifanekena nataontsika fahiny a
5. veloo ( 13/08/2012 16:41)

dadabe:

veloo : ary aiza i mifenty ? salama tsara daholo ve ?

vale: jtm foana akia a, aza adino ilay fifanekena nataontsika fahiny a


Bedada a tsy aiko oe aiza zao mifenty.... sorry! oui oui salama tsara merci!

ba betsaka leuleuleuleu
6. dadabe ( 27/08/2012 07:37)
okay leuleu
7. tess ( 29/08/2012 19:05)
i mifenty efa nanambady sy iteraka ry dadabe ah
8. vale ( 30/08/2012 09:47)
Bedada: zà ary vao nanoratra tato @ dinika omaly kouhhhh! ary elà efa tenenina fona oe aza tenitenenina ilay dinantsika nifanaovana mbola avôbôka ihany, LOL
Andrywui: hihihi, aza manampa-tsinay, yep, yeppp moi aussi ze temmm be, aza miadiady fotsn nareo , hihihiihihihi ^_-
9. Veloo ( 30/08/2012 15:47)
Tess sali ndry ela2 ndray aky zany eeeeeee ca va ve o?

io ry bedada ny vao2 anontanianao a avy any @ tess mihitsy... dia veloma aky any mifenty any

Vale hihihih bedada tsy mahay manafina aky a hihihihih
10. dadabe ( 31/08/2012 16:58)
tess : aza malahelo toi fa ..... fa toi tsy mila tadiavina satria efa ao anatin ny foko permanent


veloo : maina be less fa tsy misy paika leuleu


valee: zah mbla tia androky foana hatramin izao e
11. vale ( 03/09/2012 16:37)
bedada> ngah mou zany manin eee, lol ^^
12. dadabe ( 05/09/2012 03:45)
andao isika 2 ihinana mofo gasy any fandrina fianaratsoa
13. hadji ( 06/09/2012 05:37)
ANY AMBONY FANDRIANA OE MIANATRA NY SOA
14. booboo ( 06/09/2012 09:46)
raha ho any fandriana fianarantsoa ihany Dadabe dia mba intondrao biriky maromaro aho azafady ;-).
15. hadji ( 06/09/2012 16:11)
boriky vavy no entinio anao ao
16. dadabe ( 09/09/2012 18:26)
booboo letieeeeeeeeeeeee ....aiza toi eeee? efa nosoloina vy le biriky e,,,,,,,,,ho any dago aho amin ny fin sept ee
17. booboo ( 10/09/2012 08:09)
aleo biriky vita gasy ihany e ;-). itondrao voan-dalana bobaka e, dadabenoely ho ela vao tonga ka aleoko alefa dieny izao any amin'ingahy ny liste ^:^
18. Veloo ( 10/09/2012 14:58)

booboo:

aleo biriky vita gasy ihany e ;-). itondrao voan-dalana bobaka e, dadabenoely ho ela vao tonga ka aleoko alefa dieny izao any amin'ingahy ny liste ^:^


Booboo sali sali ela2 beu marina ko :-)
dadabe manova bon voyage ndry leuleu...dia mba lazao vao2 rehefa miverina :-)
19. dadabe ( 12/09/2012 02:02)
boobooo veloo vale .....tsleuleu ....ny pilansy apetraka ao am derika izao no mafotaka kleuleu
20. tess ( 20/09/2012 19:31)
coucou veloo manao aoana ndry ?
Dadabe: tsy miova mitsy ah! i diamondra27 vao niresaka tamiko tam fone afakomaly iresaka an'i dadabe sy ny andro fahiny tato am forum muahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4616