mitady pate fanaovana sambos na nem
1. arist
(
31/08/2012 06:19)
manahoana daholo
Mba misy afaka manoro ahy ny magasin sinoa eto Antananarivo mivarotra pate fanaovana sambos ve azafady o
Misaotra mialoha
2. sipagasy
(
31/08/2012 10:53)
arist:
manahoana daholo
Mba misy afaka manoro ahy ny magasin sinoa eto Antananarivo mivarotra pate fanaovana sambos ve azafady o
Misaotra mialoha
Miarahaba eny Analakely eny @ pavillon veh tsy ahitan?,
3. arist
(
04/09/2012 09:42)
Merci ry namana sipagasy fa andeha hijery any aho
4. Ratoa
(
10/10/2012 12:18)
nahita ve?
ireo sinoa eo ambanin'ny fiangonana Andravoahangy manana
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.1705