krizy
1. hadji
(
29/08/2012 04:14)
mafy loatra ty krizy ty fa mihamijaly ny osa ary miha malemy ny matanjaka fa ny mpanao politika miady seza ahona ny hevitrao?
novalian'i hadji ny 31/08/2012 19:43
2. nilex
(
31/08/2012 07:52)
Tsy misy fanafany io fa izao mantsy vao mba mahazo seza ireo antoko kely aina rehetra ka tsy hanaiky hiala eo ireo raha tsy efa voky tsara.Raha fifidianana mantsy no arahina dia tsy mba ho lany izy ireny ary tsy hahazo 1%¨akory aza.Tsy rarahany izay vahoaka mijaly any ary tsy misy dinika azo atao izany handravana ny krizy satria ny fihinanany mihintsy no tapahanareo eo.Aleo amin'izao ihany hono fa izay tsy mahataty .....?
Mampalahelo ny mahazo ny gasy fa sendra izay jiolahimboto nahazo seza e.
Mampalahelo ny mahazo ny gasy fa sendra izay jiolahimboto nahazo seza e.
4. nilex
(
31/08/2012 13:00)
ka tsy ny rehetra nge no afaka mihetsika e.vahaolana ho an'ny be sy ny maro kosa no tokony haroso e.
6. hadji
(
31/08/2012 19:43)
mihetsika ho aiza? ary inona no atao e? politika inona ary ty ataonareo ty e? alavao indray ny hoe TGV e ohatra TARY GAIGY VOALOHANY ary ny anareo e