celibataire à 23ans

21. takona ( 28/09/2012 07:58)
Izao akia a,tsy mbola tara izany indry vao 23 ve dia hoe tara ? izaho ary efa 34 vao nanambady tena safidiko io izany hoe nendrasako ho tena stable tsara ny fiainako vao niditra t@io aho ,ny ao anie blem foana ka aza maika ny aminizany fa mbola ho ao foana e
22. andrywui ( 28/09/2012 08:34)
Ka manambadia ary e ,, fa maninnn tsy tonga d manambady ary refa mataoatra ts ahazo e ,,midira amreny fikambanan Masina reny ozy le akama etsy ambony
23. Lars ( 28/09/2012 08:34)
Sô d mba takona araka ny anaranw kosa enw d tsis naita rà ts 34ans e! Afa iany lé mterak alu fa danz b né lé anttra vô mlalao tain-jaz e!
24. pissounnette ( 01/10/2012 10:12)
ny blem anie reto ny lehilahy @zao le sipa kely 17 ans 18 ans reny no tiany sy hiarahany fa vitsy ny olona hiaraka @ vehivavy any @ vingtaine et plus any eh , hafa ndray raha hoe efa niaraka hatr@ kely de tsy mifankafoy iny resaka hafa de plus zah tsy hoe taille manequin na miss monde tsara tarehy be le manaitra be reny fa normale 1m58/59kg donc sarotsarotra ihany ah!
25. Lars ( 01/10/2012 11:04)
Lu pissou a! Diso zany fihevitrao zany. Ny mahatonga ireny 17-18ans reny mahasarika band d noho izreo mora jonona arak lé fkôzy oe fozakely e! Etketna karaoke na boite ftsny d vita e! Sad reny kou mbola @lé mfaninana zé mahazaka bandy b indrindra e! Fa en général ny bandy de préference mankafy sipa matotra. Ar ndry wa ambony fôna ny môrale fa aza d be fanahiana ôtran'io fôna. Ts maints tong eo fôna i prince charmant e!
26. hadji ( 01/10/2012 11:27)
marina io tenin'i lars io karatra aza tsy ananany dia ny vodiny no alefa aloha
27. takona ( 03/10/2012 11:10)
Tsy dia izany loatra ry lars a,fa safidy io ,ampahery an'i pissou no nilazako izany,izao akia hafa ny vehivavy faka vady misy ny lehilahy tena mijery an'io misy ny fanao sipa fontsiny koa aza taitaitra amin'izany ka anaonao foana eo izay vao loza
28. Lars ( 03/10/2012 15:24)
Lu mme takona! Mba LOL ftsny nenà lé we sô d takona tsisy naita iny e! Mba asina vazvaz kel ku né nd1nd1 e!
29. booboo ( 30/10/2012 14:16)
Araraoty klou ny fotoana maha célibataire ho indépendante tsara @ lafiny rehetra. Ny mahavoa ilay maika² hanambady na ho en couple à tout prix manko raha ity tsy matotra tsara ny raha aby dia lasa dépendante tanteraka. Dépendance affective na efa hita izao aza fa tsy fitiavana no omen'ilay iray dia mbola mahita excuses foana hoe ka tia loatra izy dia izany no mahatonga azy hanao an'io toetra io, aleo miaritra ao na hahafaty aza toy izay tsy manambady (gné mihitsy !!) ; dépendante financièrement nefa io resa-bola io no isan'ny tena mampiady indrindra @ couple (adidy @ fianakaviana andaniny sy ankilany, fandoavana ny charges,...)
Dia koa rehefa épanouie ianao @ fiainanao dia manintona ny hafa foana e ! aza mi-se focaliser @ taona fa tsy ny taona no mi-compte fa ny ataonao " handaniana " io taona io, amiko manokana.
30. tiavanafi ( 10/11/2012 08:52)
BJR daholy
pissou , mbola 23an angé ndry é , inona no blem @zany ,
ndry kou anie raha maimaika ny anambady dé lasa mifanena @ tsy izy fona , raiso milamina akia fa misy fotoanany ny zava-drehetra ,
inona no mahamenatra @ fianakaviana @ zany ?
ndry mbola jeune bé io !
31. Snowhite ( 03/04/2013 13:54)
Vo 23ans v ndry d miasa saina @zan saad? zah ar 26ans ts matahotra anzan ts manambad zan,ny vady tsy tadiavina fa tonga hoaz eo,ze miteny anah d itsikiko fotsn. Courage fotsn aki a
32. tiris8786 ( 20/03/2015 18:04)
inona no olana na 23 ans aza ? tonga eo foana ny anjaranao. aleo aza tsy misy toy izay manandratsy hoy ny fitenenana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2881