METY HISY FIATRAIKANY VE?

1. Kakely ( 27/09/2012 04:37)
Salama dahl, te hositran amn' aretim-bavony zaho de nataoko ilay saribao kininia, natahotra indray nefa za sao de hisy fiatraikany amin zaza ato ankiboko, zaho mako bevohoka. Mety hisy ifandraisany ve? ohatra oe saly otrany saribao le zaza refa teraka.Mba toroy hevitra hafa ra misy, ankoatran comprimé.Merci.
novalian'i arialy ny 13/11/2012 10:42
2. Lars ( 27/09/2012 05:28)
Lu kakely! Az atw blem zany e! Rà mataotr ndry we ho lasa ôtran charbon n lokon lé zaza d mihinana lakré fotsy nd1 alou hampazavazav azy e!
3. essera ( 27/09/2012 06:14)
Salama é,

Fa inona aloha ilay fanafody fa oatran'ny misy diso tsipelina. "Saribao kininina".

D mba atoroy anay hoe ny fomba fampiasana azy :
- Ny fatra
- Ny fomba fihinanana azy
- Ny aretim-bavony toy ny inona no sitrany (misy mandoa rà, misy marary anaty fotsiny, etc...)

Misaotra mialoha amin'ny valiny e
4. kakely ( 27/09/2012 07:42)
Ra n fahazoko azy de manala rivotra am vavony le izy, totoina de atao am rano ary asina sucre de sotroina.Tena mampisalasala ahy le ampiasa azy.
5. essera ( 27/09/2012 08:01)
tato nisy nanazava ilay saribao kininina fa saingy fotsiny tsy nanisy fatra sns ilay nanome torohevitra.
6. arialy ( 13/11/2012 10:42)
norme be raha marary vavony kely raha bevoka e, zarazarao ny sakafo : dessert atao gouter sns, misotroa rano be, aza minana épices loatra, gaviscon ny ahy no nanavotra ahy koa tam bevoka avy nihinana couscous be épices
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1218