MBA ANDRAMO NE E!

1. kakely ( 28/09/2012 04:15)
Lu doly! Milay be reto le trondro alaina ro a!(trondro lena io a). Atao amle matavy tsara reny ary atao tsara nahandro tsara, fa oaie tsy ifankaitana mitsy eo ampihinanana azy.
novalian'i sipagasy ny 10/01/2013 21:16
2. lonlee ( 28/09/2012 05:20)
Tsy azoko antsaina fomba fandrahoana anazy.
3. Lars ( 28/09/2012 06:09)
Tena marn zany kôz-ndra-kakely zany e! Zà ku mants efa nanw e! Fa ntena maplay azy asina totomboanjo sy sakay tsilandimilahy 5 na 6 tsy vakina fa tonga d arotsaka bolongany a! Tena sérieux io an! Andramo kely dé ho itanareo fa na ny tsirony na n fofony d danger daôly
4. lalariss ( 02/10/2012 05:54)
Zany ve oa tsy ampaloiloy fa tsy azoko oe le izy ve trondro gasy zany oe avy am ranomamy sa trondron-dranomasina e fa za mantsy efa nihinana tany Diego fa le izy alo tsara e fa mety ko ve raha trondro aty ampovoan-tany?
5. Lars ( 02/10/2012 06:14)
Reny lé tilapia @lé lehibe ireny no fanaovan'azy e! Ts mapaloiloy zany fa za ku ar mba kivy t@ vô naitan lé izy nandrahoana kay mlay b lé iz nony masaka
6. Ratoa ( 09/10/2012 14:39)
manaova karazana sauce tomate kely (tena voatabia sy tongolo ary sira kely asio anamalaho na sakamalaho kely) rehefa hita fa masava, dia tapohy rano sahaza mahamasaka ny mampisy ro ny trondro. amarino ny sira ;asio dipovatra raha tianao dia mazotoa! ro mazava trondro/milay be.
Aza adino ny sakay
Samy mety na miaraka handrahoina mivaingana (maintso na mena) na aroso mitokana
7. sipagasy ( 10/01/2013 21:16)
misaotra @ toro hevitra ô!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2157