ary raha averina ny fahapanjaka?

1. cyril ( 26/09/2012 01:56)
Sarotra be le resaka presedent fa ra vao misy lany eo dia raikitra ndr1 ny coup d'Etat.

Tena mila miverina misy mpanjaka otran'ny anglisy mitsy no mety.

De merina iany no azo atao mpanjaka satria zay no kolotsaina. Dia ny praiminisitra no azo atao tanindrana no tsy maitsy fidina. Dia raha misy 2em tour dia ny mpanjaka no manendry ny 1 amnizy 2.

Ny mpanjaka ndray dia ny rasil no manendry azy am voaloha. Dia avy eo izy no manendry izay handimby azy. Fa tsy maintsy pure sang kosa aloha fa tsy maazo manana double nationalite. Na ra efa manana dia tsy maintsy miala amin'ny nationalite vazaha.
novalian'i cyril ny 11/10/2012 01:02
2. manoasoa ( 26/09/2012 06:34)
Dia mpanjaka anin'iza maro mantsy ireo foko misy eto am tanana sa hifanandrina kely mtsy aloha.Zany ve tsy hapiady fotsiny.ilay atao hoe Citoyenete mihitsy no tokony hibahana dia izay fotsiny.Hevitro ahy manokana io an.
3. hadji ( 26/09/2012 09:23)
DIA HANAO MARCHE ARRIERE DAHOLO ZANY KOA SARETY NO AMPIASAINA SNS E
4. andrywui ( 27/09/2012 20:52)
Tssss io ndray elah racyril fa mitenten fona ,,hanao salaka zany elah manombokizao ??aiza no de tsy hisy fika handrosoana less fa de iditra amn salaka ve ry bainn aa. Tssss ..ndao tsika lahy anao moraingy
5. cyril ( 11/10/2012 01:02)
inn n idiran'ny salaka am politika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5687