misy mafia hoe e?

1. sitlo ( 06/10/2012 01:16)
Efa imbetsaka ihany izay no nahenoko fa misy mafia hoe eto Madagasikara. Somary tsy dia nampiraika ahy loatra fa antsika gasy koa moa ny honohono mandeha be.
Fa iny nambaran'ny ambasaderan'ny Alema iny no nahalasa ny saiko.

Ahoana hono no ahafahany mandresy lahatra ny mpampiasa vola avy any amin'ny taniny raha ny fiarahamonina aza mikorotana, raha tsy maintsy manao kolikoly maro vao mba mahatafatsangana zavatra iray, ary na tafatsangana aza dia mbola fomba mafia no indray vao afaka mihodina ny asa?
Hita izany hono eo amin'ny orinasa vahiny nanaiky ampiasa vola eto Madagasikara.

novalian'i andrywui ny 26/10/2012 14:39
2. Lars ( 06/10/2012 10:33)
Aiza wa no mba misy an'io sitlo io fa ôtran'ny mba tiko lé izy an! Indrindra @zao fidiran'ny mpianatr'zao
3. Lars ( 06/10/2012 10:57)
Mafia hoy ny ngozo, pdaina, pandrongony, panamôly... Hoy isika gasy tsy mtovy iany v reo hoy nareo fa zany oe lé teny hoe mafia ôtran mamono lolo kokoa sady ny azy ny zavamahadomeliny efa traité ny tambazotra ampiasainy koa avolenta @ famarotana azy d ôtran oe maptaotra be ny mihaino oe mafia. Raha fintinina zany d efa ela no nisian'io zvtr io teto an-tanàn e! Saingy refa eto @tsika izy d lazaina fotsiny oe tontakely na jiolahy ary gangs rà mba lé manamanana fitaovana kely reny
4. andrywui ( 26/10/2012 14:39)

Efa imbetsaka ihany izay no nahenoko fa misy mafia hoe eto Madagasikara


ppfffffff....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2357