Bonjour kukku Za lehilahy 26 ans Ts maprisika anar...

1. Moto ( 21/11/2012 06:24)
Bonjour kukku
Za lehilahy 26 ans
Ts maprisika anareo hisaraka za? fa mba sosokevitra ity
fa ra ny lehilahy zany no tsy tia firaisana de tena ny tenanao manotolo mitsy no tena halany. Ary izy ve nefa tsy mampirafy anao?
novalian'i andrywui ny 22/01/2013 12:02
2. hery ( 04/12/2012 19:34)
Hevitra nandeha taiza ity resakareo ity ry Moto?
3. hadji ( 11/01/2013 12:16)
disokely izy e
4. andrywui ( 22/01/2013 12:02)
valio fotsiny ze koziny ry zalah a !
moto a !refa tsy tia mamizana izy defa misy joba vizaniny hafa miainga any oany zany , na reraka mikandra be kou ralery de tonga de dasika vao tonga ao ambovo e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4142