EFA DILA NY ELATRIN'NY ELA E ....
1. andrywui
(
27/11/2012 08:09)
TSY MIDITRA N'Y TERRITOIRE MALGACHE tsony n'y dadanlisany n'a oe hitetika hilatsaka PRÉSIDENT zany tsony fa sady mpamono olona no mpangalabolampanjakana no tompon'ilay VALABE MAUDIT no sady akamana dahalo ....point c tou
HIDITRA HANINNN ETO M/CAR ETO NDRAY ??? hanagadragadra n'y miaramila sy n'y politiciens eto sa hamonomono vahoaka eto sa hanamboatra VALABE MAUDIT FANINDROANY NDRAY
Non.non non
Aleo izy hilalao afrikannn lava nono any ,mety aminy any ,maka lava nono 2isan'andro izy any ataony sovaly honhonhonhon

répondu par andrywui le 28/11/2012 12:40
2. andrywui
(
27/11/2012 13:41)
tonton hery aaa
ny marina marina ihany na hanidina avy any Italy hankaty madagascar aza ny sasany ee sady aiza kou mo aharan'i tonton vaovao avy any lavitra any hankaty m/car fa ze mba vaovao aelielin'ny oul eny rehetra eny no mba vaovao , fa izahay eto M/car ihany no mahalala ny vaovao mitranga eto amin'ny taninay

3. ravatorano
(
28/11/2012 12:09)
hahaha tena elah rery ùarna sisa no ato ra andrywui ahhhh tohano mafy lesy soa mrodana an hihihih ! za lesy d aleoko miandry fifidianana sady hanao propagandy za amin io fa amin io mùba misy vola kely fa efa ela zay tsy nahita vola tamin ny propany hahahahah
4. andrywui
(
28/11/2012 12:40)
ravatorano:
hahaha tena elah rery ùarna sisa no ato ra andrywui ahhhh tohano mafy lesy soa mrodana an hihihih ! za lesy d aleoko miandry fifidianana sady hanao propagandy za amin io fa amin io mùba misy vola kely fa efa ela zay tsy nahita vola tamin ny propany hahahahah
Aaahhh tena zoky ravatorano marna. Manaona e elaela enao à
Tena mampiteny irery ty politika ty ramose , akory atao fa rehefa manana n'y marina ko ane ka sarotra n handresendahatra azy e ..ok e alefao n fifidianana ary e otran sans dada nefa aa