afera bolabola

1. milamm ( 20/12/2012 13:10)
efa mivandravandra eo imason'izao tontolo izao io resaka io ka tsy afaka ny hiteny intsony hoe tsisy mahafantatra ireo andianjiolahy gasy sy sinoa mifangaro ao 2009-2012 fanadihadiana nataon'ilay mpitsongo dia A.V.Bismark

http://www.youtube.com/watch?v=Co-Gb217o94

na ny vahiny aza manao ezaka goavana ampivoatra ny marina ankoatry ireo fanagadrana ny mpioray tanindrazana sy famonoana Itpkv Nadine.R
novalian'i milamm ny 02/01/2013 12:47
2. sitlo ( 21/12/2012 10:12)
misaotra o!
3. milamm ( 21/12/2012 13:42)
tsisy fisaorana e hafa indray ty mahafinaritra fa voaendiny fabuis i lavanify

http://www.africareview.com/News/French-minister-tells-Rajoelina-to-keep-off-next-poll/-/979180/1648534/-/qpgqm4/-/index.html
4. sitlo ( 21/12/2012 15:51)
kkk nifiran'ny ol dj
5. AndriambyII ( 24/12/2012 15:32)
Merci t@ reportagen'ny akamanay Bismarck Ramlamm!
6. milamm ( 28/12/2012 12:29)
tsisy koi fa mlamm Andriambyll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2869