mbola resa-dada iany ty Hery a ....

1. andrywui ( 19/12/2012 06:43)
Kay tsy nanery azy mitsy ny SADC hoe aza milatsaka enao ry dada fa izy tenany s'y n'y nahimpony no niteny anzany nande oazy tao kou .....i prezida zao tany nandà ho ampidirina NI.... Fa tsy nisy ny olana kou sakin à sonsoà .....akory atao ry Mr Eugène fa de aza misosoka tsony à itondrako rambondamba sy ro-patsa eo iany nareo ato amn mamety azy e , aleo alou iatrika an'ity nibiru idona amn tany ty ....
novalian'i andrywui ny 19/12/2012 18:40
2. nilex ( 19/12/2012 10:40)
Tena mba olona tsy dia mandinika mihintsy kay ity andrywui ity ko,tsy maninona ahoana raha nanda i zandry kely.Alefaso lavitra ny fijery fa aza dia ve e.Be loha fotsiny iny fa matahotra ny namany aty amin'ny tanana,tsy mba afaka madray fanapahan-kevitra mantsy iny bandy iny fa tsy maintsy miera aty amin'ny akama rehetra izay tokony atao.izay no tsy nahasahiany niaranivory tamindra8 sy ireo filohampanjakana marobe tao @ troika.Tsy sahy mandeha irery io sao mananao sonia fahatany toy ilay tany maputo taloha iry dia avy eo ho lavina indray eto antanindrazana.
Tsy afaka miala amin'ny sadc anefa ny hat.Ho hitantsika eo ary raha sahy hanao fifidianana tsy ho ankatoavin'ny sadc.Ny vola ary mbola tadiavina any ivelany ka ho be vava aiza eo e.Tsy vendrana akory ny vazaha ka ho ambakaina eo an.
Raha nety nge ny tsy nila ny vahiny tamin'ity olana ity efa natan'ny hat ny fifidianana rehetra e,saingy ao raha matoa izy tsy sahy mandroso.
3. andrywui ( 19/12/2012 18:40)
non non non efa nandray fanapahakevitra mihitsy izy tany diego fa hilatsaka izy ka !!!si non oe mafy be ngah le pression UI na SADC ... tsy hay de mety hiemotra i prezida ho amn tombotsoan'ny besinimaro , fa ty ny ani dada ty ane ka tonga de nandandà foana fahatany teo tsy hita oe aona teo izy e fa de oe zah tsy hilatsaka fotsiny tsy hay aona fahatany eo fotsiny etsssssshhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0744