mba mangataka torohevitra ry reto a! misy tasy ny ...

1. fifalinax ( 18/12/2012 12:54)
mba mangataka torohevitra ry reto a! misy tasy ny tareako!taiparasy ny tena marina d in kay n atao analana azy?tena manaratsy endrika be mitsy! msotra
novalian'i ikalamiry ny 26/09/2013 12:58
2. ryana ( 19/12/2012 08:13)
tasy panda ve sa tena taiparasy? Efa nisy hatry ny ela ve sa vao vetivety? D rah vetivety d in no tena nahatonga azy? Sao d main'andro? Miankina am'zay ny fanafody fa tsara raha manantona demrato
3. fifalinax ( 19/12/2012 12:17)

efa 8 ans zay! ts panda ka
4. miarana ( 21/12/2012 08:34)
"tsiky dia ampy"
mila managana WC ho an'ny parasy ianao fa sao trop be eo io !
5. Jcool ( 27/12/2012 11:34)
ny azoko omena anao de ; aza osorana karazanjavatr lwotra fa sao vao mainka mivadik zavatr afa ndray.
6. athenah21 ( 07/01/2013 13:49)
manantona dokotera, any am homeopharma ohatra, efa nahitako fahombiazana mantsy any, sady misy karazana bdb (naturelle io an)
7. matah ( 08/03/2013 05:23)
hono ho a, raha ny tombana ataoko dia mety misy fahavoazana ny atinao
spiruline no efa nataoko taloha fa afaka, tsy ahosotra fa hanina
ny spiruline dia tsy fanafody fa famenontsakafo ary manampy betsaka ny vatana amin'ny famokarana hery fanoherana (anticorps)
andramo ihany fa mety mahasoa
8. pulm ( 15/03/2013 13:53)
misotroa rano betsaka, dia hosory voataby iany ko e!
9. vale ( 22/04/2013 04:38)
toa sarotra be ny manala ireny fa tsy manakivy aho, betsaka ny olona hitako, misy ireny fa tsy afaka na inona na inona toa tsy mbola misy produit mahafaka ireny tai-parasy ireny fa asio fond de teint fotsiny raha manelingelina anao, zah anefa mahalala olona betsaka fa dia lasa ohatry ny beauté indray aza ilay izy, nefa tena feno ny tarehy, ka asa!!!
10. ikalamiry ( 26/09/2013 12:58)
Voasarimakirana : manala ny « point noir »
Isan-karazany ny tombontsoa entin’ny voasarimakirana. Ho fanalana ireny « point noir » ireny no fampiasan’ireo vehivavy taloha azy. Silahina 2 ny voasarimakirana ka hosorana ny atiny ny hoditra. Fomba iray azo atao koa : esorina ny ranon’ny voasarimakirana, alaina ny vovon-dandihazo, lemana amin’ilay ranona voasarimakirana ka kosehina amin’iny ny hodi-tava, indrindra fa ny faritra tena misy “point noir”. Mampikatona ny mason-koditra koa ity fomba iray ity.
io misy torohevitra kely de mba andramo e! mila maharitra nefa an!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4881