Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
amig0
(
23/01/2013 21:55)
ingahy filohany tetezamita
Mba olona matotra ve ity andry ity sa ahoana e? Hoatrany miteniteny foana lery zany...
tohiny
novalian'i hadji ny 26/01/2013 06:31
rabefou
(
23/01/2013 17:43)
tia sa tiana
mbola mande ve zao ny taratasim-pitiavana?...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2013 20:50
rabefou
(
23/01/2013 17:40)
mba firy marina moa?
misy karazany firy wa ny karazana antoko-pinoana eto madagasikara ankaoatra ny Slamo sy ny ao anatin'ny ffkm? izay mahalala mba valio. misaotra tompoko....
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/02/2013 06:05
rabefou
(
23/01/2013 17:37)
tournant
misy tournant kely izay eo akaikin'ny tranonay, zahay mantsy aty ambanivohitra, farafahakeliny 1 isa-tapabolana ny accident eo, na io fifampikasohana, na io fifandonana mihitsy. isaorana an'Andriamani...
tohiny
novalian'i ral_ ny 09/03/2013 16:59
fenotsiky
(
23/01/2013 08:57)
torolà lana
afaka manoro anao ny fomba fitadiavana asa en ligne aho tsy misy lainga tsy misy fitaka fa ny base no atoroko anao ...
tohiny
novalian'i 5laody ny 13/03/2013 17:37
Andry2013
(
23/01/2013 06:25)
Ahoana ny hevitrareo ?
Ho an'ny Kristianina indrindra indrindra: Ahoana ny hevitrareo momba ireto toko sy andininy ao amin'ny Baiboly ireto : ny zavatra ambarany sy ny fifandraisany (niady hevitra tamin'olona momba ireo ah...
tohiny
novalian'i andry2013 ny 04/02/2013 18:15
babare9
(
22/01/2013 20:14)
faux ongles
Marina tokoa ve fa tena manimba hoho ny faux ongles e....
tohiny
novalian'i silance ny 11/02/2013 17:35
babare9
(
22/01/2013 20:11)
fofon-kelika sy fofom-bava
bjr daholo e, mba mila fanampiana e, inona no mampahafaka ny fofon-kelika sy fofom-bava fa mahamenatra satria mba mifanerasera @ olona ihany....
tohiny
novalian'i vale ny 11/04/2013 10:57
babare9
(
22/01/2013 12:39)
sexualité
telo vavy kely mbola en bas en âge ny zanako, 9 ans ny zokiny indrindra ary 6 ans ny zandriny indrindra, manomboka miresadresaka izy telo ny @ fitiavan' ny lahy sy ny vavy toy ny hoe: " ma copine e...
tohiny
novalian'i bazylou ny 02/04/2013 00:30
andrywui
(
22/01/2013 11:49)
o ry Bainn a afaka miditra ato am serasera amzay elah .....
az a mitsoatsoaka any ampandosirana any tsony ela bainn Rapikatti (Radani) fa mivoaha de manorata eto amn ps pikatti amzay elah raha izaho no nataoranlah teto fa efa andro vitsy sisa de tsy ho tazanla...
tohiny
novalian'i andrywui ny 02/05/2013 10:56
naritsimba
(
22/01/2013 07:41)
FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2013
Tratry ny taona daholo e!
Io izany no hafatra avy @ Prezidà GLOU
@ 9 fevrier ndray zany ny fotoana hanaovantsika fiarabana tratry ny taona 2009,2010,2011 eh, de ahintsiko espace oasis ilay fandehanan...
tohiny
novalian'i sakamenavody ny 14/02/2013 09:30
AMIG0
(
21/01/2013 13:49)
Mitady sipamalagasy manjakely
Io sipa tediavina io ah de tokony mihoatrany 20 taona ihany, sady verijine....
tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 10:45
andrywui
(
21/01/2013 12:47)
O ravatorano a omeo sopapa kely zokibe fa mamay be ny tanana a
Ny entana nantenaina hilatsaka tsy hita beniany ty , ny pataloako rovitra fotsiny teto amin'ny hery teto , 3taona ngarangidiny ah nanosika an'i boay kely nefa lery naneno saoana ndray !
tena fisaka n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2013 15:10
didi10
(
21/01/2013 12:41)
Yeshoa, Yeshoua, Yehu'a, Yehoshoua, Yahoshowah, Yehoshowah, Ieshoa, Jesoa, Jesosy safidio izay tianao
Yeshoa, Yeshoua, Yehu'a, Yehoshoua, Yahoshowah, Yehoshowah, Ieshoa, Jesoa, Jesosy
Mahagaga fa samy manana ny anarana mahavonjy azy ny olona, iza amin'ireo no mahavonjy anao?...
tohiny
novalian'i totoavina ny 13/02/2013 15:43
andrywui
(
21/01/2013 12:38)
AZA MITADY ATAMBO E misy fika vaovao ao heheheh
misy fika avo lenta tsy takatrao ao ananona ao ry akamako isany a , itanareo atsy ho atsy zany tonga de hilatsaka tampoka 1mois avant zany ny entana fa tonga de gina ny tanana oe mankaiza sy manao aon...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2013 21:51
AMIG0
(
21/01/2013 08:43)
mitady asa à frantsa!
Ahoana no fanaovana azy io?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 16:23
faazavana
(
21/01/2013 08:06)
faraandro
tam faraparan'ny taona iny dia ny resaka faraandro no tena nanamarika azy. ary ny mahavariana dia ireo mpitondra fivavahana no milaza fa mahalala ny datin'ny faraandro. Fa moa ve tena mivavaka tokoa i...
tohiny
novalian'i MIANTSATIA ny 14/03/2013 12:35
Nehemiah
(
21/01/2013 06:12)
Notifications
Tokony asiana ny lohatenin'ilay lohahevitra novaliana ny notifications rehetra fa ny sasany tsy misy ka manjary sarotra be ny mikaroka an'ilay izy ao @ serasera rehefa tsy tadidy ny misy an'ilay lohah...
tohiny
novalian'i hery ny 21/01/2013 14:40
nilex
(
21/01/2013 05:40)
VENDRANA BE KOA NY GASY
Jereo tsara fetsy be Rajoelina ary nambakainy daholo ny gasy fa tsy ireo mpomba azy ihany,indrindra fa i Andrywui.
1-Nokorontaniny ny firenena efa mba nilamina teo.
2-Nalainy ny fitondrana.
3-Nangonin...
tohiny
novalian'i nilex ny 22/01/2013 12:24
amig0
(
20/01/2013 11:48)
Ravalomanana?
Ity olona ity ve tsy tokony hiverina an'ny madagasikara e? Sa pamadika tanindrazana ity bandy ity? ...
tohiny
novalian'i nilex ny 25/01/2013 05:32
