Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
danzillon ( 11/02/2013 17:34)
Fanafody hoan'ny diabétiques
fanafody tena mampidina ny siramamy mihaotra noho ireo efa mahazatra.Averina ny volanao raha tsy midina ny glycémie-nao.>bioformada.blog4ever.com... tohiny
silance ( 11/02/2013 17:32)
Farasisa
Saody misy mahalala fanafody farasisa lay zanako mantsy voan'ny farasisa efa 2 volana zay dia mitety dokotera fa tsisy vokany Naheno aho hoe mena-boay hony Marina ve?? Dia ahoana ny fomba fampiasain... tohiny
novalian'i fitatoky ny 29/03/2013 13:39
silance ( 11/02/2013 17:29)
Te hitory olona
Misy olona ve mahalala ny fomba hitoriana olona any Madagascar Izao mantsy mimpetraka aty Paris dia misy problème any dago dia mila mitory olona fa tsy aiko ny fomba atao?? Raha misy zaza voaolana v... tohiny
novalian'i Ratoa ny 17/03/2013 22:33
kanjami ( 11/02/2013 13:16)
oasis
Bj daholo, mikasika ilay fihaonana teny oasis no mba tiako asiana teny kely; sambany aho no mba nankany nefa tena very; efa tara ihany aho vao tonga, vers 1h30, nandoa participation teo ambaravarana,... tohiny
novalian'i kanjami ny 19/02/2013 06:14
Maranatha ( 11/02/2013 12:16)
Io ary hoa aho hametram-pilana i benoit XVI
Ho tohin'ny resaka 25 Decembre izay namoahan'i Benoit XVI fa diso io daty io , dia io tokoa ary izy fa hametram-pialana, sao kosa misy mamono eo koa. Fa ny hevitra hanasaronana hentina hialana dia mod... tohiny
novalian'i Fitia2 ny 21/03/2013 10:29
Maranatha ( 11/02/2013 10:33)
Misy vanim-potoana ny finoana sy ny asa takian'ny finoana!!!
Mba hanamifasana ny lohahevitra dia ity misy andalana soratra masina maromaro manamafy fa tsy maintsy harahana asa ny finoana: Jakoba 2:14 [Ny fahafoanan'ny finoana tsy misy asa] Inona moa no soa azo,... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/02/2013 12:56
nilex ( 11/02/2013 08:51)
Episkopo Samuelson Edouard
Saika hanontany azafady raha toa ka misy mahalala adiresy mail na facebook na toy izany mba hahafahana mifandray amin'ny Episkopo Samuelson Edouard mpitarika ny HFF radio fa tena misy ilaivana azy ma... tohiny
nilex ( 11/02/2013 06:03)
HISY KORONTANA HONO ETO
Mahagaga ireto hat ireto fa lasa ten... tohiny
novalian'i pulm ny 15/03/2013 14:20
leva2 ( 10/02/2013 02:22)
Karaoke évangelique
Velona Jesosy! Tsy mpitendry mahay aho, ary tena sahirana vao mba nahavita an'izy ity. Koa manentana antsika mahay mitendry, fa indrindra ny mpanakanto ara-pilazantsara, raha tena resy lahatra isika ... tohiny
novalian'i hery ny 24/08/2018 18:56
cbd ( 09/02/2013 08:12)
JOBILY WEBER
o ry zareo é ! hay ve maty tam 26 janoary teo io artista mpihira io é ? maty tany frantsa izy MAMPALAHELO... tohiny
novalian'i cbd ny 10/02/2013 18:36
hery ( 08/02/2013 21:25)
Tsy tena katolika raha niala katolika
Fomba fitenin'ny sasany (ex-katolika) eto amin'ny serasera ilay hoe "izaho efa katolika ela be fa fantatro fa diso ny finoanareo katolika"... Izao no teniko ho azy ireny: - Aza mihambo ho "katolika ... tohiny
novalian'i tanicus ny 25/01/2015 12:08
didi10 ( 08/02/2013 14:31)
Ho an'i Hery
Tsy tokony handray anjara amin'ny fihaonana mihitsy ve namana izahay manaja ny Sabata fa toa ataonareo Sabotsy foana ilay izy?... tohiny
nilex ( 08/02/2013 12:30)
CENIT sy ONU sa TGV
Fa tsy efa mazava be ve ao anaty ny tondrozotra fa anjaran'ny CENIT sy ny teknisianin'ny ONU no manapaka ny tetiandron'ny fifidianana e.Mbola mitabatataba indray ny lava sanga nefa ny tondrozotra mba ... tohiny
VVSIhany ( 08/02/2013 10:28)
dago tsy mamely eee
aho tsy sanatria miteny hoe tsy tia gasy aho, fa hitako kosa fa betsaka ny zavatra tsy manjary amin`ity firenena ity sy amin`ireo fomban`ireo gasy sasany (sasany hoy ahy, marihiko tsara). Ny tsy tiak... tohiny
VVSIhany ( 08/02/2013 10:27)
aho tsy sanatria miteny hoe tsy tia gasy aho, fa h...
aho tsy sanatria miteny hoe tsy tia gasy aho, fa hitako kosa fa betsaka ny zavatra tsy manjary amin`ity firenena ity sy amin`ireo fomban`ireo gasy sasany (sasany hoy ahy, marihiko tsara). Ny tsy tiak... tohiny
novalian'i haja8 ny 18/06/2017 11:20
VVSIhany ( 08/02/2013 10:12)
tena tsara ve Dago?
zaho tsy sanatria miteny hoe tsy tia gasy aho, fa hitako kosa fa betsaka ny zavatra tsy manjary amin`ity firenena ity sy amin`ireo fomban`ireo gasy sasany (sasany hoy ahy, marihiko tsara). Ny tsy tia... tohiny
lazaroa ( 08/02/2013 07:03)
Fanafody
Azo fantarina eto ve hoe inona daholo ireo fanafody tokony ho hita ao amin'ny tokatrano iray misy zaza. iany ireo fanafody tsy maintsy ilaina. misaotra e!... tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/02/2013 20:09
nilex ( 08/02/2013 06:57)
BIZINA VITA KAJY NY AN'I TGV
Raha tsiahivina kely ny tantara ny 7fev 2009 dia i Rajoelina mihintsy no nitondra ireo olona ireo teny Antaninarenina. 1-Ny fitaka voalohany nataony dia teo @ Hotel du Louvre izy no nivily fa olona no... tohiny
novalian'i nilex ny 15/02/2013 05:24
Racesco ( 07/02/2013 15:14)
Resaka mivantana
Mba manontany kel ny tompon'andraikitra na izay mahafantatra oe maninona no tsy misokatra ilay resak mivantana sa zah mihitsy ve no tsy afak miditra?... tohiny
chantrire ( 07/02/2013 10:20)
Fitiavan- tena sy ny kolikoly
Tena mampalahelo ny fisainan' ny olona sasany izay tiatiakely. Sendran' izany izaho androany t@ toeram- pitsaboana iray etsy Antanimena. Ny olona mantsy refa zatra mandray kafe ka tsisy mpanome dia sa... tohiny
novalian'i chantrire ny 12/02/2013 09:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5397