Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 28/02/2013 00:09)
aza mifanadala amn resaka politka tsisy valerany eo alou eeeee...
ny olona zao mbola repotra be hanao fanampiana ho an'ny havana any toliary hanao tolotanana etsy atsonjombe ny artista ,, fa tsy ty politika ady seza sy alaelonralalao apodiana lava ty no vetsovetsoin... tohiny
Nehemiah ( 27/02/2013 06:28)
Tsy ampy izany "fiovàna tsikelikely" izany
Lazain'olona matetika fa fiovàna tsikelikely ny evôlisiona, ka satria hita @ toerana rehetra @ karazan-jazamananaina rehetra izay fiovàna tsikelikely izay, dia mazava ho azy fa marina ny evôlision... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 07:43
Nehemiah ( 26/02/2013 14:00)
Trondro jamba
Tsy mahagaga ve fa rehefa jamba ny olona iray dia zava-doza no fahitantsika azy, nefa rehefa trondro mivelona anaty zohy no lasa jamba dia antitranterina ho porofon'ny evôlisiona izany ? Misy trondro... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/04/2013 07:03
Nehemiah ( 26/02/2013 13:25)
Sity fandikana teny
Mainka ho 90%-n'ny net no teny anglisy avokoa. Nefa tsy voatery havanana @ teny anglisy daholo antsika gasy. Ka ity misy sity fandikan-teny tena tsara kalitao : http://www.wordreference.com/... tohiny
novalian'i Jessimi ny 03/02/2014 09:07
tsitialainga ( 26/02/2013 09:05)
Fitsangatsanganana lehibe
Salama daholo. Hisy fihaonam-be sady fitsangatsanganana ho an'ny fiangonana, sampana, fikambanana HEBREO MESIANIKA rehetra eto Madagasikara, eny @ « LA VERDURE » Amboanjobe (Fidirana 500 ariary) @ ... tohiny
novalian'i hery ny 26/02/2013 10:58
smileyah ( 26/02/2013 06:09)
sitrano ny aretina mahazo ny tokantrano ankehitriny
Ankehitriny dia toa lasa lamaody ny fisaraham-panambadiana, ary maro ireo tsy mihevitra intsony ny fahamasinan'izany tokantrano izany. Ka raha vao miseho kely ny olana dia toa ny fisarahana no atao am... tohiny
novalian'i toriteny ny 01/03/2013 15:59
gasyjean ( 25/02/2013 15:03)
Marina hoe?
Akory jiaby! Araka ny vaovao hitako androany dia toa hoe nangataka fifonana mafy tamin'ny hirakin'ny SADC hono ing Rajoelina mba hamelana azy sy ireo namany 109 noho ilay fanonganana tamin'ny 2009?... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/03/2013 16:24
guant ( 25/02/2013 14:37)
fomba fiteny
mba misy afaka manome ny fomba fiteny amin'ny fahoriana, fanambadiana, tera-bao, sns ve? fomba fiteny tsy ilay tsotra kely efa hain'ny olona rehetra fa lay mba mipetraka tsara misy haingony maha gasy ... tohiny
smileyah ( 25/02/2013 13:55)
tezera fa aza manota
Tezera fa aza manota. Nefa koa hoe raha mitezitra ny rahalahinao ianao dia hohelohina. Ahoana izany?... tohiny
novalian'i toriteny ny 01/03/2013 15:01
amig0 ( 24/02/2013 19:22)
sahalany oe efa kilalao izy ity
Handao indray hikorotandrotana isika eeeeee!:P Maka an'iza enao? De maka an'iza ianareo eh?? hehehehe ... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2013 00:02
Miharena ( 23/02/2013 16:38)
Fananana fanahy mazava mahay manavaka ny fahadisoam-piheverana
Miarahaba ny rehetra indray, Izao indray vao manokratra lohahevitra satria namaky ny hevitry ny rehetra sy nametraka izay kely fantatra tao amin'ireo karazana adihevitra mafanafana amin'izao fotoana ... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/04/2013 11:08
Nehemiah ( 23/02/2013 13:08)
Helo/Afobe
[color=goldenrod][b]Nahoana no handefa olona any @ helo ny Andriamanitra fitiavana?[/b][/color] Betsaka ny fiampangàna ataon'olona momba ny Andriamanitry ny Baiboly ; anisan'ny tena fahita dia ny ho... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/06/2013 07:11
roussou ( 22/02/2013 15:47)
fanambadana mixte, mba saika anontany aho raha mis...
fanambadana mixte, mba saika anontany aho raha misy olana mitovy cas amiko eo @ tokatranony @tsy fitovampinoana.Izaho dia katolika de naissance ary ny vadiko musulman,tsy nampisy olana anefa ny finoan... tohiny
novalian'i roussou ny 26/02/2013 11:58
didi10 ( 22/02/2013 10:39)
Vazo miteny evangelique : Didy folo (Tarika Heritiana)
Amena rahalahy a! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=4Jafy_AbyWA[/youtube] ... tohiny
novalian'i didi10 ny 23/02/2013 14:11
Maranatha ( 22/02/2013 10:38)
Lalàn'i Kristy (Mesia)
Ny lalàn'ny Fisoronana no niova taorian'ny nilazan'ny Tompo teo ambony hazo fijaliana hoe VITA. Isan'izany ny fanaovana fanatitra noho ny ota. Ny paska, Ny toerana fanaovana fivoriana masina sns... I... tohiny
novalian'i bor2lais ny 26/02/2013 10:19
chantrire ( 22/02/2013 09:29)
Mpanofatrona sy Tompontrano
Nisy mpanofatrano iray efa nipetraka 25 taona tao amin' ny trano iray.Efa manomboka tsy mahaloa hofatrano intsony izy ireo amizao satria milaza fa krizy. Dia nolazainy ary izahay tompontrano fa tokony... tohiny
novalian'i ketty ny 22/09/2015 15:10
niryna ( 22/02/2013 06:39)
Dia tsy mba misy marimaritra iraisana tokoa ve isika e
Hono hoy aho e,misy ve Baiboly izay iraisan'ny mpino an'i Kristy rehetra? Misy afaka miteny izany ve isika dia andao ary haka zavatra iray .Ohatra ny fomba niantsoan'Andriamanitra an'i Abrama ary ny f... tohiny
novalian'i niryna ny 28/02/2013 17:48
Georgekely ( 22/02/2013 04:10)
dia mbola sanatria ve voazanaka faona e?
Salama daholo ! ny tiako hifampizarana amintsika tsy rehetra an-kanavavaka dia toy izao : raha nanaraka vaovao tao amin' ny fahitalavitra aho alina (Alakamisy 21/02/13) - momba an' ireo mpiasam-panjak... tohiny
amig0 ( 21/02/2013 12:53)
i sipagasy ao @ karanjia
Ho an'ny sipagasy ao amin'ny karanjia.. Tompoko. Mbola sipa ihany ve ianareo madama, sa efa efa +53 taona any ho any??? Mialatsiny fa nieritreritra zah we, sôde sipakely 19 ans nareo. Tsiky dia a... tohiny
novalian'i AMIG0 ny 21/02/2013 19:01
sitlo ( 21/02/2013 08:35)
zmovie.tv
Izay te hijery filma amin'ny internet dia io ny link. Mivadika .co izy tato ho ato fa tsy azoko tsara Somary ratsy ny qualite indrindra fa ny filma vaovao satria nalaina camera tany amin'ny cinema. F... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5128