sitlo - 21/02/2013 08:35
|
![]() Somary ratsy ny qualite indrindra fa ny filma vaovao satria nalaina camera tany amin'ny cinema. Fa rehefa mivoaka ny DVD vao misy tsara. Ny ahy ny qualite mihoatra ny 60% ihany no jereko. PS: mila debit ambonimbony ny connexion PPS: amin'ny teny anglisy daholo, raha tsy hoe amin'ny teny hafa ny original |