Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
manir
(
06/03/2013 07:53)
Toro-là lana mikasika ny lyen
Azafady re tpko raha sitrakao mba asiana takelaka mikasika azy io@teny mg fa maro no mbola tsyhay ka manahirana,mstr tpk...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 14/07/2014 08:57
toriteny
(
06/03/2013 02:57)
Mitoriteny n'aiza n'aiza
Indray mandeha aho nandeha teny Antanimena teny dia nisy lehilahy izay, nanao fitafiana mihaja (Jean, lobaka, adidas), nipetraka tamin'ny tany teo akaikin'ireo mpangataka eo ampitan'ny EKAr ireo ary n...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2013 04:46
niryna
(
05/03/2013 17:52)
Mbola misy olona marina ihany eto..Dimy ambin'ny roampolo taona...
Matetika dia ny fiainana sarotra,ny halatra,ny mpisiloky,ny mpamadika tanindrazana ny hano fa adala tompo ,ny omaly tsy miova fa ny eo ihany no eo.Toa tsy mba hita taratra intsony ny fahatsarana fa fe...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2013 04:33
lemaizina
(
05/03/2013 11:34)
faly miarahaba ny namana rehetra!Mba mangataka Con...
faly miarahaba ny namana rehetra!Mba mangataka Contact an'i E.D.Andriamalala r'ise raha misy afaka manome ah!mbola vaovao be ny tenako dia tsy nahita nanoratana afa-tsy teto!misaotra oh...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 29/07/2014 10:56
smileyah
(
05/03/2013 08:21)
Mino ny fiangonana iray
Ao amin'ny fiekem-pinoana dia misy koa ny hoe: "MINO NY FIANGONANA IRAY, MASINA, kATOLIKA" : izany hoe manerana izao tontolo izao.
Ahoana ny momba an'io?...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/03/2013 14:31
Nehemiah
(
05/03/2013 07:03)
Dinôzôra mihondratsondratra
Hita matetika mipetraka @ pôzy hafahafa ny fôsilina dinôzôra : mitrà ka mafy mankany aoriana ny lohany, miforitra ny tongony ary mitsotra mankany ambony ny rambony.
[url=http://forum.serasera.org...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/03/2013 15:27
amig0
(
04/03/2013 19:03)
i Hery
Tsara raha miditra filoham-pirenena ialahy..
Hery filoham-pirenena.. Tsiky dia ampy !:)...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 11/03/2013 08:15
amig0
(
04/03/2013 18:35)
Mitondra aretina S.I.D.A hono ilay bandikely Deejay eh!
Maty aho kle!!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 07/03/2013 08:05
didi10
(
04/03/2013 09:49)
Safidio izay tianao
[b]Iray amin'ireo ve ny Jesosinao sa iray ihany ireo aminao?[/b]
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/079ac266ca53005766b8722318a861c4.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/079ac...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 05:29
Nehemiah
(
04/03/2013 08:52)
Ny Trinite, fizarana faha-2 : ireo Persona 3 ao anatiny
[b]Andriamanitra ny Ray[/b]
Ity angamba no tsy iadiana hevitra indrindra - ny heresia rehetra t@ tantaran'ny fiangonana dia nanamafy fa Andriamanitra ny Ray, fa diso t@ fijeriny ny fifandraisan'ireo P...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/03/2013 06:51
amig0
(
03/03/2013 21:38)
Diskôteka
Aiza no misy trano fandihizana malgache aty Perpignan isakiny zoma?...
tohiny
novalian'i hery ny 04/04/2013 17:56
AndriambyII
(
03/03/2013 19:43)
Apokalipsa politika !
Izay sisa no azoko ilazana sy izarako ny zava-miseho eran-tany @ izao fotoana izao , raha ny zavatra niainako tiako hozaraina hatr@ izay naha globe trotter ahy izay .112 pays visités ,430 FM étudiÃ...
tohiny
novalian'i herin ny 05/04/2013 12:28
manir
(
03/03/2013 08:07)
Nyvaha-olana N'1eo@fiainana dia nyfanatonanao an'i...
Nyvaha-olana N'1eo@fiainana dia nyfanatonanao an'iJesosy,fa izao noteny nambarany(Matio11:28 >>Apok 3:20)koa manatona re...
tohiny
novalian'i sitlo ny 15/03/2013 08:45
bor2lais
(
02/03/2013 14:34)
Mbola mitohy mandraka ankehitriny ve ny asan'ny Apostoly ?
Isan'ny boky mahasarika ny saiko io boky iray io ao amin'ny Baiboly raha ny eo amin'ny endriny (forme) no jerena : misy fampidirana saingy tsy misy fiafarany (mazava). Misy heviny ara-panahy ve izay a...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/03/2013 14:48
Nehemiah
(
02/03/2013 13:24)
Labozia firy ho an'ny gâteau-n'ny Tany ?
Raha ataontsika hoe misy olona manapa-kevitra ny hanamboatra "gâteau d'anniversaire" ho an'ny Tany, mila labozia firy izy ? Betsaka ny olona izay hamaly hoe mila labozia 4 500 tapitrisa satria 4 500 ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 12/03/2013 00:39
toriteny
(
01/03/2013 19:25)
baiboly kristianina diso?
Betsaka loatra tato ho ato ny milaza fa diso ny baiboly ampiasain'ny kristianina amin'izao. Ny TT moa izany nefa lasa diso automatique ny TV izay mirakitra ireny passage ao amin'ny testamenta taloha d...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 07:15
Nehemiah
(
01/03/2013 14:00)
Ny Trinite, fizarà na voalohany : Tena misy an'izay tokoa ve ny Baiboly ?
[color=goldenrod][b]Ilay Andriamanitra 3 izay 1[/b][/color]
Raha hanompo an'ilay Andriamanitra velona antsika dia tsy maintsy farafaharatsiny mba manana fahalalà na ifotony momba ny maha-Izy Azy. Mar...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 06:58
tamraz
(
01/03/2013 13:41)
Mp3 an'i Nônô
Mitady hiran'i Nônô reny zay manana ô (soga kely, ialahy, ilay masoandro, etc.)
Aiza ny site mety misy anreny ??
Misaotra mialoha !!...
tohiny
novalian'i tamraz ny 07/03/2013 06:28
bor2lais
(
28/02/2013 13:51)
Fiombonan'ny olona masina !
Ao anaty fanekem-pinoana apostolika (ankoatry ny Ray, Zanaka, Fanahy Masina) dia misy hoe :
"mino ny :
- Fiangonana masina manerana izao tontolo izao (Eglise catholique (fa tsy EKAR akory a ) ;-) )
-...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/03/2013 16:34
Nehemiah
(
28/02/2013 05:45)
Be loha == lalin-tsaina ve ?
Tsy tian'olona rehefa atao hoe "be loha", nefa misy manam-pahaizana sasany izay mety mandray an'izay ho fiderà na. Ngeza lavitra nohon'ny karandohan'ny rajako ny karandohan'ny olombelona, ary satria l...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/03/2013 06:51
