i Hery

1. amig0 ( 04/03/2013 19:03)
Tsara raha miditra filoham-pirenena ialahy..
Hery filoham-pirenena.. Tsiky dia ampy !:)
2. andrywui ( 05/03/2013 08:15)
Ka innn fa tsy de mipoaka IP aby ny Ministres zany , ny sasany voendaka PS eny ampanidinana eny vao tsy mifanaraka amn Lohan'i tonton
Diniho tsara iany vo aporisihina amzany izy fa vita eto daolo ny daoly à
3. amig0 ( 05/03/2013 17:56)
Namadika palitao indray lety!
4. andrywui ( 06/03/2013 16:58)
nenlah ary ondana no nivadika kl^oty koo
5. nilex ( 07/03/2013 12:05)
aleo ranga izy ho filoha fa ny sasany aza tsy bi tsy ba lasa filoha mampahory vahoaka fotsiny ko.za ranga manohana andrahery a.Aleo mba hiakatra ny fahaizan'ny filoha e.
6. andrywui ( 07/03/2013 13:01)
Notsipazandrahery fotsimbary tao ndray ty vatotrakou ty zany de mikoaikoaika vaky atody a
Tairo e inn no olana mou ,,hiangavy an'i Hery ndray ah aveo mba atao praiministrany kou ,,sa aona Président Hery ?? Elah chaffeur ny primature ..hunhunhunhunhun
7. nilex ( 08/03/2013 10:56)
tsy maninona aho chauffeur dia ialahy kosa ataoko mpanasa ny vam e.Bedy raha vao misy maloto kely eo an.
8. ravatorano ( 11/03/2013 08:15)
mafnaritra eh fa z&a min o fa rahery tsy hanao filoha izany ! lisany aza eto efa manahirana azy ka vao maika olona antapitrisany hahahahahahaha ! sady za tsy hanohana azy amùin izany lalana diso izany hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2338