Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pulm
(
15/03/2013 13:22)
Ilaina ve ny mikapoka ny zaza?
Ny zanako laly vao 2 taona nefa lery itako fa tena mditra, raha misy zavatra eny atanany ka alaina dia ankona eo izy ary tsy mangina na inona ataonao eo! sady mandadilady @tany izy, nefa raha kapoina ...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 20/08/2013 09:43
Nehemiah
(
15/03/2013 07:28)
Ny fandringanan'ny dinôzôra
Nisy, hono, meteôrita namely ny Yucatan 65 tapitrisa taona, ka nahatonga ny fandringanan'ny dinôzôra rehetra (nefa mba afa-bela ihany ny voay sy ny sokatra, asa angaha nahoana), nefa nisy nanadino ...
tohiny
RBNIR
(
15/03/2013 05:56)
NY FIVERENAN'I JESOSY ENY AMIN'NY RAHON'NY LANITRA
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Ireo tokony ho fantarin-tsika mikasinany ny fiavian'ny Tompo indray.
Jao.14:1-3 araka ny voasoratra ao dia Jesosy Tompo mihitsy no nanambara fa mbola hiverina ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:57
andrywui
(
14/03/2013 20:33)
hountsss...!!!-- mikifalifaly foana
http://youtu.be/E9KK4XOO2cU
de aza mikifalifaly foana tsony fa efa misy dossier mande any aa !!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/03/2013 12:19
tibao
(
14/03/2013 20:21)
voambolana matematika
Miarahaba antsika rehetra.
Mba fantatrareo ve ny dikan-tenin'ireto teny ireo amin'ny teny malagasy ?
[list]
[*]calcul intégral
[*]équation différentielle
[*]calcul vectoriel
[*]calcul matriciel (k...
tohiny
novalian'i Tibao ny 17/03/2013 13:32
Nehemiah
(
14/03/2013 14:10)
Tain-dinôzôra
Rehefa nanatontosa ny rohi-pandaharana "Walking with dinosaurs" ny BBC taona maromaro lasa izay, nitady eran'ny tany toerana azo anaovana an'ilay sarimihetsika izy, nefa isaky ny mba mahita toerana mi...
tohiny
novalian'i 5laody ny 19/04/2013 20:04
cpd8910
(
14/03/2013 13:04)
TONGA LALAO RAVALOMANANA...MANDADY NY TRAMBO.
http://www.madagascar-tribune.com/Enfin-au-chevet-de-sa-mere,18542.html
Mbola i Lalao aloha no tonga. Modimody fanina izy. Mody manaraka tsara ny condition rehetra. Hametraka condition ho an-dRavalo ...
tohiny
novalian'i cpd8910 ny 15/03/2013 05:20
MIANTSATIA
(
14/03/2013 09:16)
sarotra ny miala
Bjr doly,
manana pbl tena sarotra vahana ndrindra eo @ fiainako a d mb ilako fanampiana avy @nareo. maty ny vadiko 5 taona lasa zay, 2 ny zanako. misy ol miaraka amko efa 3 taona zao ary miaraka mipet...
tohiny
novalian'i MIANTSATIA ny 22/03/2013 10:07
nilex
(
14/03/2013 08:42)
Fiara amidy maika
Jeep cherokee SRT8 2012.Amidy maika io ry namana isany.Vao 10 000km fotsiny no vitany ary mbola tokana eto madagasikara.Etat vaovao be.Vidiny 150.000.000 Ar no vidiny ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 16/10/2014 09:57
manirii
(
14/03/2013 07:02)
ORA FARANY
(MATIO 24)
Nyfamantarana nyfiavian'Kristyao@Baibolydia:sarin'nyADYsyTOLONAatrehin'nyzanak'olombelona@tenany manokana......
tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/03/2013 17:38
nilex
(
14/03/2013 06:57)
TONGA I MAMA E
Tena mahafinaritra fa tonga tokoa i mama e.Marina fa hitsabo ny reniny no tena nahatongavany voalohany ary mirary fahasalama ho an'i Bebe isika rehetra e.Fa ny faharoa tena mahavelom-bolo dia ny hijer...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/03/2013 23:30
ari.malala
(
14/03/2013 06:29)
Arahabaina isika nahazo mpiandry ondry vaovao
[u]http://tempsreel.nouvelobs.com/monde/20130313.OBS1759/jorge-mario-bergoglio-un-pape-progressiste.html[/u]...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 19/03/2013 12:31
manirii
(
13/03/2013 21:06)
"NY LALÀNA NY @ BIBY MADIO SY NY MALOTO" (Levitikosy 11)
"Ary ny KISOA,satria mivaky kitro ihany izy arymisaraka tsara nykitrony,nefa tsymba mandinika izy...MALOTO (Lev 11:7-8)"...
tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 14:34
manirii
(
13/03/2013 20:45)
HARENA NY FAHASALAMANA
"Mpaniratsira ny DIVAY ary mpitabataba ny TOAKA, koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry (Ohabolana 20:1)"...
tohiny
novalian'i 5laody ny 23/03/2013 12:23
manirii
(
13/03/2013 20:31)
JEREO ny HO AVY
" Mpaniratsira ny divay,ary mpitabataba ny toaka,koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. (Ohabolana 20: 1) "...
tohiny
5laody
(
13/03/2013 18:12)
Miandry setroka fotsy
Salama daholo,
Miandry mafy ny Kristiana katolika sy ny mpanao gazety hoe Iza no Papa manaraka. mbola motera diesel be nefa izao ilay trano fifidianana ka mamaoaka setroka mainty ilay cheminée,
Iana...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2013 05:10
Nehemiah
(
13/03/2013 13:37)
Behemota
[color=forestgreen]
[url=http://www.smartbaiboly.org/online#Joba%2040:15-24]Job. 40:15-24 (10-19)[/url] : "He! jereo ange ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany : Mihinana ahitra tah...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/03/2013 13:54
fitatoky
(
12/03/2013 18:35)
merci bc anareo lehilahy tsy nisorona,enga ne mba ...
merci bc anareo lehilahy tsy nisorona,enga ne mba tena ho oh zay le cas vadiko,hiezaka mafy a anao ze mety na am fikarakarambatana na am fiainana andavan'andro de ho itak eo ,d lazaik ra mahomby le st...
tohiny
milamm
(
12/03/2013 09:50)
tonga soa amantsara Rtoa Ravalomanana
arahabaina tonga soa amantsara Rtoa Ravalomanana fa tafaverina avy nitsidika ny reniny @ zao fotoana isaorana ihany koa ireo nanampy sy nanohana azy @ zany, mirary soa sy fahasalamana ho an'i bebe Raz...
tohiny
novalian'i andrywui ny 14/03/2013 21:33
Nehemiah
(
12/03/2013 07:04)
Ny miteny @ teny tsy fantatra
[color=lightgoldenrod][url=http://www.smartbaiboly.org/online#1%20Korintiana%2014:22]1 Kor. 14:22[/url] : "Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana amin’ ny tsy mino, fa tsy amin’ ny mino; fa ny...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/03/2013 14:53
