TONGA LALAO RAVALOMANANA...MANDADY NY TRAMBO.

1. cpd8910 ( 14/03/2013 13:04)
http://www.madagascar-tribune.com/Enfin-au-chevet-de-sa-mere,18542.html

Mbola i Lalao aloha no tonga. Modimody fanina izy. Mody manaraka tsara ny condition rehetra. Hametraka condition ho an-dRavalo koa Foza.Mody manaraka koa aloha io mpivaro-dronono an-tavy io mba hiverenena eto Mada. Fa refa tena tonga eto amin'izay izy mianakavy dia hanomboka ny hetsika politika sns.

Efa santionany amin'ny eritreritra miainga ireny tenin'i Lalao ireny oe hamelo-maso ny TIKO mba HO FITSINJOVANA NY MALAGASY...ny TIKO dia TSY NANONDRANA TANY IVELANY MITHINSY FA SATRIA TSY NANAIKY NY VADIKO OE RAHA MBOLA TSY MIHINANA PRODUIT TIKO DAHOLO NY GASY DIA TSY HANONDRANA MIHTINSY ALOHA NY ORINASA TIKO...hummm...moa va tsy fitononan-tena fa tia tanindrazana izany? Ivarotany saka be loha mba tsy hitenenanan hoe ronono an-tavy ny Foza dia roboka. Ny tohiny dia ho raharaha. Mandady moramora ny trambo (ry Mpivaro-dronono an-tavy mianakavy). Ny fôlaitran'i Foza koa moa mitohy.

Na tsy hisy ny fifidianana na hisy fa dia sakoroka no tohiny raha ity fanilihana an-dry Mpivaro-dronono an-tavy ataon'ny Foza ity nefa ny force Mpivaro-dronono an-tavy mbola tsy tena lefy. Ny vahoaka no ho sahirana.
novalian'i cpd8910 ny 15/03/2013 05:20
2. andrywui ( 14/03/2013 20:36)
aza amporisihina hanaonao foana fotsiny ny mamanlisany fa aleo izy mitsabo an'i bebe razay de aveo eo tonga de miverina mody mamonjy an'i dada any sud aff any haingana avy eo,
si non io no miandry azy ee efa mba mampilaza mialo ah zay !! hon hon hon

http://youtu.be/E9KK4XOO2cU
3. cpd8910 ( 15/03/2013 05:20)
Ampitao amin-dry zalah mpiondana ilay Mpivarotra ronono an-tavy zany hafatrao zany rahalahy. Fa ny valin-dresako aminao mpiondana Foza io dia hoe samy tsy misy mamely na i Mpivarotra Ronono an-tavy efa niangana na ity Foza orana ankamamianao mafy ity.

Mba manana olo-manga maro sy mendrika ihany ity madagasikara ity fa tsy voatery hifidy na hiverina na hiondana amin'ny PESTA sy CHOLERA. Dia gaga anao koa aho mbola miondana io Foza orana be io raha zao efa iaraha-mahita fa vendrapr zao na izy na ny mpiara-dia aminy rehetra.

Ny loza ho an'ny Gasy tsy vakivolo fotsiny dia mbola betsaka ny toa an'ingahy zao= miondana Foza ary tsy vitsy koa ny mbola mivavaka amin'i Mpivarotra ronono an-tavy na dia tsy misy ilaivana azy ihany koa aza io. Ny tohiny dia araka ny teniko io ambony oe n'inon'inona miseho eo na hisy fifidianana na tsy hisy, na iza ho lany na iza, raha mbola misy ihany ny mpiondana azy roaalahy ireo, na maro na vitsy dia tsimiantsy hisy korontana eto am'tanàna. Zay lay olana.

andrywui:

aza amporisihina hanaonao foana fotsiny ny mamanlisany fa aleo izy mitsabo an'i bebe razay de aveo eo tonga de miverina mody mamonjy an'i dada any sud aff any haingana avy eo,
si non io no miandry azy ee efa mba mampilaza mialo ah zay !! hon hon hon

http://youtu.be/E9KK4XOO2cU
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.199