Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsitialainga
(
28/03/2013 07:20)
Nitandrina SABATA ve sa ALAHADY ireo Martiora?
Araka ny voalazan'ny raki-tsoratra sasan-tsasany toy ny iray @ ireny mitondra ny loha-teny hoe "NY MARTIORA MALAGASY" nosoratan-dRABARY Mpitandrina tao Avaratrandohalo M.P.F, pejy faha-89, Toko XXI, m...
tohiny
novalian'i sitlo ny 28/03/2013 22:27
andrywui
(
27/03/2013 07:39)
de gaga kou ane ny any atsimo zao e!! nefa de oe dada dada ,neny ....
Fa de n'a tapapanjaitra aza hatramzao tsy nanolotra fanampiana ho an'ny any atsimo izy sy i kalalao.
Ary tena odiandry zareo fannn mitsy e , otran'ny oe matesa any ry mahantra reto à
Nefa ny etiket...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/03/2013 11:46
andrywui
(
26/03/2013 22:51)
mba andefaso hira an'i hery ndray alou henoina e
- le vao natao milay lay reny alefa e !
aleo ko mba ampijerena andry miharena sy ry didi sy ry zalah ato fa artista goavana anie i hery e
san aoana zoky ?...
tohiny
novalian'i karandoha ny 31/03/2013 20:22
nilex
(
25/03/2013 13:59)
VERY NY FAHENDRENA
Mampalahelo tokoa ity vokatry ny fandrosoana sy ny fankana tahaka be fahatany ny fomban'ny vazaha ataon'ny akizy gasy nefa nge isika tena manana ny fahendrena lalina tena mampiavaka antsika e.Ny tiako...
tohiny
novalian'i 5laody ny 15/04/2013 20:09
kourba
(
25/03/2013 13:58)
Mitady tononkira
Mba mitady ny tonon'ity hira ity: Atsipy ny tady ry lahy, an-tandrokin'ny omby izy ireny; atsipy ny teny reroy eh, am-pon'ireo zay mahalala!.............ny manam-bola rahavako o,lasa mividy fiara; ny ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 26/03/2013 19:03
nilex
(
25/03/2013 13:39)
Ny filoha
Mba mahita atao koa ry zalahy namorona ity sary ity nefa toa marina rehefa hadihadihana tsara an.Sa ahaoana ry zalahy a.[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/1fbe7dd824235d3b31cf3d332118a35a.j...
tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2013 18:40
leva2
(
25/03/2013 06:20)
Nenilava???????????
Velona Jesosy!
"Koa ataovy tsara ny hazo mbamin'ny voany, na ataovy ratsy ny hazo mbamin'ny voany ; fa ny voany no ahafantarana ny hazo" Mat 12/33.
Rehefa nitantara ny fahitany raha nentin'i Jesosy ...
tohiny
novalian'i john76 ny 13/03/2016 20:05
Nehemiah
(
25/03/2013 06:10)
Apoahy ny trozona !
Efa mba nahita olona nanapoaka trozona ve ianao ? Nisy trozona maty anankiray nitsingevaheva akaikin'ny morontsiraka any Australie Atsimo izay napoakan'olona mantsy. Nisalasala ny mpitandro filaminana...
tohiny
bazylou
(
25/03/2013 00:38)
modia any mada
manova sy manazava ny sain'ny olona raha mahay sy maharesy lahatra fa aza aty amin'ny forum sy gasin'andafy aty no lany andro.
Dia mandihiza mba hojerenay raha mahaery e.
Mivovo aty fotsiny ianareo m...
tohiny
novalian'i hery ny 28/03/2013 10:46
bazylou
(
23/03/2013 23:45)
andao ary alefa lavitra
ary ny saintsika dia atao ny fandalinana rehetra.
I le8 tsy mety manome solo tena hilatsaka ho prezda raha tsy izy no eo
ataoko angamba faraha eto an tany ka manam bady dia tsy misy mahatoky hafa tsy...
tohiny
novalian'i nilex ny 27/03/2013 05:30
Miharena
(
23/03/2013 15:52)
Krsitianina mitozo amin'ny fahamarinana tsy misy fetra
Mba tiana sokafana ity lohahevitra ity hitadiavantsika hoe inona avy no maha-tsy misy fetra ny finoana Kristianina.
Ny fanaporofoana fa mahafoaka ny fitaizam-panahy no tiana lazaina, ary tsy misy fam...
tohiny
novalian'i Miharena ny 05/04/2013 12:18
FENOSOA2
(
23/03/2013 08:38)
Vehivavy ts ampy fitiavana sa ahoana?
isakiny andh hiasa d misy vehivavy mitady hanw firaisana amik nf efa manambady iz.nefa fahotana zn amk.d inona n atao e...
tohiny
novalian'i ded.kitty ny 02/04/2014 03:48
Nehemiah
(
23/03/2013 07:25)
Andriamanitra tokoa ve i Jesoa ? Fizaràna voalohany : Inona no nolazain'i Jesoa momba ny tenany ?
Efa mba nifanena t@ olona izay manitona ny fijery any @'izay rehetra alehany ve ianao ? Manana toetra feno mistery, tsy mety faritany izy izay mampisongadina azy @ olon-drehetra. Tahak'izay no nihever...
tohiny
novalian'i smileyah ny 04/04/2013 07:31
Nehemiah
(
22/03/2013 15:23)
Efa mba nifanena t@ olona izay manitona ny fijery ...
Efa mba nifanena t@ olona izay manitona ny fijery any @'izay rehetra alehany ve ianao ? Manana toetra feno mistery, tsy mety faritany izy izay mampisongadina azy @ olon-drehetra. Tahak'izay no nihever...
tohiny
Nehemiah
(
22/03/2013 12:59)
Tsy tanteraka ny faminanian'ny evôlisiona
Inona no itovizan'ny totozy sy ny lali-boankazo ? Tsy misy, raha tsy mijery akaiky, nefa misy mpahay zenetika nahita fa misy fototarazony (gènes) sasany izay tena mitovy.
Matetika dia antitranterina...
tohiny
tsitialainga
(
22/03/2013 09:29)
Paska tena Malagasy
PASKA TENA MALAGASY
Mbola ao anatin’ny fankalazana ny ASARAMANITRA / TAOM-BAOVAO MALAGASY tanteraka isika izao, ary hotonga tsy hoela indray ny andro faha-14 dia ny PASKA MAL AGASY 2013.
Mbola fomb...
tohiny
novalian'i sitlo ny 26/03/2013 10:26
didi10
(
22/03/2013 07:59)
Fandisoana ny Paska, sakana tsy handraisana ny famonjena
Ny kristiana mankalaza ny Paska dia misy fizaran-kevitra 2 eo amin'ny andro hankalazana azy:
1- Ankalazaina amin'ny andro nahafatesany (14 Abiba)
2- Ankalazaina amin'ny andro nitsanganany (Paska alaha...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/04/2013 12:17
sitlo
(
21/03/2013 13:11)
Inona avy ny fandaharana momba ny fiara tsara?
Mba mitady fandaharana tsara momba ny fiara aho fa tsy dia mahita loatra.
Top gear, izay fandaharana anglisy ihany no hitako. http://www.justin.tv/broadcaster__stig01#/w/5167182576/7
Misy hafa tsara ...
tohiny
novalian'i hyundaigallope ny 19/10/2015 09:21
hery
(
21/03/2013 08:06)
Hi-chat ao amin'ny serasera amin'ny alalan'ny Pidgin
Misy fitaovana anakiray atao hoe Pidgin izay azo ampiasaina raha hi-chat ao amin'ny serasera. Ka ity ny fomba fampiasana an'io [url=http://pidgin.im]Pidgin[/url] io.
Voalohany indrindra aloha, ny [u...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/03/2013 05:37
Zhao
(
21/03/2013 07:59)
Fa maninona oa ny sipa eto andrenivohitra adalana vola e nefa raha vao itadiavana anle fika de tsy mety fa tena sahirana vao mahazo
De zay zany fa vao aingana mintsy io zavatra io no niseo sady @zay tsy manaiky mintsy nefa raha nitady anle fika tany @ny za tsy naita mangirana de ozy za oe tokony takalom-patsa vidimpinanna
[url=htt...
tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 18:34
