Fa maninona oa ny sipa eto andrenivohitra adalana vola e nefa raha vao itadiavana anle fika de tsy mety fa tena sahirana vao mahazo

1. Zhao ( 21/03/2013 07:59)
De zay zany fa vao aingana mintsy io zavatra io no niseo sady @zay tsy manaiky mintsy nefa raha nitady anle fika tany @ny za tsy naita mangirana de ozy za oe tokony takalom-patsa vidimpinanna
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 18:34
2. jobiely ( 21/03/2013 08:07)
Zany no atao hoe " MANATAKA" ra tsy ainao . Zé ilainy aminao ts amelany ra ts azony nefa enao tsy omeny anzé angatahinao. Tsy mba fitia mifamaly zany nenareo fa enao manolotra fôna nefa izy mandray fotsiny.
3. pisoonja ( 21/03/2013 08:37)
adala mihitsy 'nareo lhl reto , za kosa aloha manaiky ny hanaovan'ny vhv anareo , rehefa vendrana 'nareo dia avelao hotatahany any , mamporisika mihitsy aho , ireny lhl mola ireny aleo ataon'ny vhv rovitra h@ paosiny any
4. hery ( 21/03/2013 08:55)
Ka raha tsy resaka fitiavana dia aleo tatahany e :-)
5. Zhao ( 21/03/2013 09:15)
Fa de mihevitra ve ianareo oe anaiky mora anizany zay raha tsy inona koa takalo patsa vidim-pinanana e
6. sitlo ( 21/03/2013 10:08)
Misy toetra io tanàna iray io ka.

Fa misy karazany koa fa anjaranao ny misafidy.
7. cbd ( 21/03/2013 20:34)
ny an'lisany ko nié io foana no mahamaika an'lisany é! aleo tatahany any raha io ihany no ao antsain'lisany!
aiza aloha ny tambitamby, tositosy, maninn zao raha mba gaténa kely lé sipa fa tsy andrasana lé sipa foana no mangataka oe omeo an-zao zah é?
lisany no manao zay mety tsara aloh d hitan'lisany eo ny tohiny
8. mirananirina ( 21/03/2013 21:18)
Hihi na sipa na bandy adalam-bola daholo kosa eh!! Izany ve hahagaga? Betsaka koa ny bandy mitady vola sy mangataka vola @ vhv . Dia ilay zavatra mandeha hoazy any aoriana fa tsy avy dia io no eritreretina , misy lhl tonga dia mitarika vhv hanao :(
9. nilex ( 22/03/2013 09:52)
ka maninona anefa raha miaraka am-pahendrena fotsiny e,tsy voatery hitady izany rehetra izany anie.Raha tena mifankatia ny olona angamba tsy mila tambiny fa ny olona miaraka amin'ny olona tsy tiany no mitady ireny zavatra ireny satria manararaotra ny fotoana fotsiny.
Ilay fisainana ankehitriny mihintsy no efa lasa lavitra be satria lasa henatra ho an'ny lehilahy raha toa ka nisy olona niaraka taminy ka tsy tratrany dia hoe vendrana izy.Misy koa ny vehivavy izay menatra hono raha efa lehibebe ka mbola viriny.Ny vola moa dia samy adalam-bola na lahy na vavy.Tsy miaraka raha tsy olona manam-bola.
Tsy mahagaga ankehitriny raha be tokoa ny tokantrano rava vetivety satria tsy matotra intsony ny ankizy.Tena tanora vao heritreriny aho no miteny izany an.
Fa tsara ny tanora raha mandeha ampahendrena eo amin'ny fahatorany fa miankina be amin'io ny ho aviny rehetra.Matotra fa tsy izay ataon'ny olona no atao sy hifaninanana.
Zaraiko ihany ity teny ity ho antsika tanora e.

"9 Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora hianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina hianao amin'izany rehetra izany.

MPITORITENY 11 9 - 9"
10. Zhao ( 22/03/2013 12:14)
Fa aninona fotsiny eto antany ary tsy hanao e tsy azoko mintsy le olombelona terizina ato inona ao io no tsy hifampizara fitiavana le tena ny ahy aloha ialako pas mintsy raha vao miseho be saina an
11. hery ( 22/03/2013 12:25)
Dia aza mimenomenona ara rehefa tsy mahazo an'ilay fika be

Ny fikabe izany tsy tadiavina fa azo mora ho azy.. tsy mandany vola akory dia mahazo rehefa misy ny fifankatiavana. Fa ny fifankatiavana tsy azo tampotampoka nefa :-)

12. Zhao ( 22/03/2013 15:07)
hery:

Dia aza mimenomenona ara rehefa tsy mahazo an'ilay fika be

Ny fikabe izany tsy tadiavina fa azo mora ho azy.. tsy mandany vola akory dia mahazo rehefa misy ny fifankatiavana. Fa ny fifankatiavana tsy azo tampotampoka nefa :-)





la bla

Tehirizo ao ny anareo fa aza ampiasaina e zay io tsy mila b
13. jombilo ( 23/03/2013 05:01)
Maro ny ilana an'io ka , vita ketsa ianao raha tsy misy anio amoahana makoto
14. vale ( 27/03/2013 07:30)
rehefa tia tsy mila vola zany, na misy vola na tsy misy vola mandeha ho azy
15. hadji ( 13/04/2013 08:33)
marina izany vale miala hoazy ny slipo rehefa tena mifankatia dia top miady ny BiBy
16. vale ( 28/04/2013 22:03)
hahahahaha, ilay filazan'i hadji azy koa anie tena mampiomehy be e !!!
17. hadji ( 29/04/2013 12:06)

vale:

hahahahaha, ilay filazan'i hadji azy koa anie tena mampiomehy be e !!!
ka tsy marina ve zany aminao e!?
18. nilex ( 29/04/2013 12:19)
Ka ny fialan'ny slipo nge ry namana tsy midika ho fitiavana e.Tsy porofom-pitiavana mihintsy ry havana ny fanaovana firaisana nefa maro no hevitra.Fitiavantena no tena betsaka ao ka io no mahalavo ny tanora maro ankehitriny.Raha tena tia ny olona iray tsy misy silipo miborotsaka izany eo fa mahandry ny fotoana mahamety izany izy.
19. hadji ( 29/04/2013 13:45)
zany tokoa moa ka vitsy koa anie ilay virijiny atao mariazy e
20. vale ( 03/05/2013 10:40)
hadji> marina tanteraka kah , tsy azo lavina e, izay no mapifankaty kouhh! :-P

nilex> aiza kosa e, ho anareo lehilahy mety hitombona ihany fa zahay vehivavy matoa manaiky hanao ilay zavatra (RS) dia tena tia izay na dia mamilafila kely aza am volohany, lol, ny fitiavana tsy maintsy misy RS foan fa raha fitiavana tsisy RS hafahafa ihany, mety oe fitiavan'ankizy, hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2571