Fa maninona oa ny sipa eto andrenivohitra adalana vola e nefa raha vao itadiavana anle fika de tsy mety fa tena sahirana vao mahazo
21. hadji
(
14/05/2013 08:42)
vale:sady lay mitarina no manao hoe non non avieo mahazo fy dia miteny hoe oui mon amour
hadji> marina tanteraka kah , tsy azo lavina e, izay no mapifankaty kouhh! :-P
nilex> aiza kosa e, ho anareo lehilahy mety hitombona ihany fa zahay vehivavy matoa manaiky hanao ilay zavatra (RS) dia tena tia izay na dia mamilafila kely aza am volohany, lol, ny fitiavana tsy maintsy misy RS foan fa raha fitiavana tsisy RS hafahafa ihany, mety oe fitiavan'ankizy, hihihihihi
22. jobiely
(
14/05/2013 12:10)
nilex:
Ka ny fialan'ny slipo nge ry namana tsy midika ho fitiavana e.Tsy porofom-pitiavana mihintsy ry havana ny fanaovana firaisana nefa maro no hevitra.Fitiavantena no tena betsaka ao ka io no mahalavo ny tanora maro ankehitriny.Raha tena tia ny olona iray tsy misy silipo miborotsaka izany eo fa mahandry ny fotoana mahamety izany izy.
@ lehilahy ngamba zany fa ra ny vehivavy ( ankoatra ny mpivaro- tena) dia tena porofo- pitiavana ambony indrindra mihitsy ny fanekena hanao firaisana ara- nofo @ sipany.
23. zhao
(
14/05/2013 15:41)
Salama daolo tena gaga mintsy za oe samy tia anioo daolo ny lahy :vavy nefa otrany maka lagy be zany ny sipa anao anio tsy itako ze isiana eto antany ra izaho manokana aloha raha tsy anao anio e tena marina
24. jobiely
(
15/05/2013 06:24)
zhao:
tsy itako ze isiana eto antany ra izaho manokana aloha raha tsy anao anio e tena marina
Aiza kosa no dia hanao an' io ve no antom- pahavelomana. Ahoana zany reny masera sy mopera reny ?
25. hadji
(
16/05/2013 05:16)
jobiely:misy manao koa ny sasany amin'ireny an (!?)
zhao:
tsy itako ze isiana eto antany ra izaho manokana aloha raha tsy anao anio e tena marina
Aiza kosa no dia hanao an' io ve no antom- pahavelomana. Ahoana zany reny masera sy mopera reny ?
26. jobiely
(
16/05/2013 06:53)
hadji:
jobiely:misy manao koa ny sasany amin'ireny an (!?)
zhao:
tsy itako ze isiana eto antany ra izaho manokana aloha raha tsy anao anio e tena marina
Aiza kosa no dia hanao an' io ve no antom- pahavelomana. Ahoana zany reny masera sy mopera reny ?
Tssss, aza manala baraka olon' A/tra kosa ranga ann
27. hadji
(
16/05/2013 13:28)
jobiely:aza tohizana lay resaka fa tena nisy io ary tsy tantara fa ny masoko no nahita e na pasitera aza manao koa any @ sisiny ny sasany
hadji:
jobiely:misy manao koa ny sasany amin'ireny an (!?)
zhao:
tsy itako ze isiana eto antany ra izaho manokana aloha raha tsy anao anio e tena marina
Aiza kosa no dia hanao an' io ve no antom- pahavelomana. Ahoana zany reny masera sy mopera reny ?
Tssss, aza manala baraka olon' A/tra kosa ranga ann
28. 5laody
(
22/05/2013 08:05)
Aiza kosa no dia hanao an' io ve no antom- pahavelomana?
antom-pahavelomana====> Tsy andry ery izay ifankahitana: ilay miakatra amin'ny tohatra ho any am chambre iny tena milay mihitsy. ohatran'ny misy lolo kely manidina mangitikitika be dia be any anaty tratra sy kibo any.
antom-pivelomana------> misy kôfboay koa mivarotra am sipa a, vitan'i lery ambiance 5 etoiles mihitsy ilay conteneur tsy miasa intsony, ataony fitaovam-piasana.
ity indray anaty vitrine: (tsy mpivarotra lingerie akory io)
29. jobiely
(
22/05/2013 12:14)
5laody:

Ka ny antom- pahavelomana tiko lazaina eto nge oe " raison de vivre", zany hoe raha tsy manao firaisana izany dia aleo maty, fa tsy hoe asa fitadiavam- bola toy ny an'ny mpivarotena
31. alfantomas
(
08/06/2013 06:57)
latsapaka ao anatin'ny tanora ankehitriny ny esprit materialisme indrindra ny vehivavy
32. H.R.S.
(
03/07/2013 11:06)
aza kivy fa za ara ry c tsy mahazaka sady ampilafilain'ny sipa fona. Fa indrindran moa raha avy any amin'ny faritra de tsy tafa mintsy.
Roa taona izay no nianarako teny amin'ny anjerimanontolo mbola tsy nahzaka aho hatramizao. Fa mba toroy hevitra mo e!
Roa taona izay no nianarako teny amin'ny anjerimanontolo mbola tsy nahzaka aho hatramizao. Fa mba toroy hevitra mo e!
hadji:
vale:sady lay mitarina no manao hoe non non avieo mahazo fy dia miteny hoe oui mon amour
hadji> marina tanteraka kah , tsy azo lavina e, izay no mapifankaty kouhh! :-P
nilex> aiza kosa e, ho anareo lehilahy mety hitombona ihany fa zahay vehivavy matoa manaiky hanao ilay zavatra (RS) dia tena tia izay na dia mamilafila kely aza am volohany, lol, ny fitiavana tsy maintsy misy RS foan fa raha fitiavana tsisy RS hafahafa ihany, mety oe fitiavan'ankizy, hihihihihi
33. Sytraka
(
27/07/2013 18:28)
Salut!
Tsy hitovy mihintsy nama izany ah!
>>>"Vola": Azo n'ise tsara anie no tsy manome azy ny vola e!
Sa fandrika hitazomana azy rehefa tonga ilay fotoana. De raha tsy manome de tonga amin'izay ne oe : "Aiza le otran'izao? izao sy izao?...
Mba aza ato ho fanararaotana ny falemeny zalah ny vola. Efa misy nanolotena nanao izany anie any e! Sa menatra... Elaisany anie zany te hifidy ny lohany nefa matahotra ny masony e!
>>>Miantoka ny fiainany manotolo izany ka rariny izy raha toa ka tsy manaiky.
Hevero ny mety ho famingavingan'ny lehilahy sasany tsy nanaja azy talohan'ny fanambadiana.
>>>>>>>Mbola misaina izy ireo fa masina ny fitazonana ny maha virijina alohan'ny fanambadiana ka tsy tokony ho hatakalo vola izany.
>>>>>>> Aza omena raha mangataka mbola tokony hanome azy ny RADny.
Sytraka.

34. Sytraka
(
27/07/2013 18:34)
Salut!
Tsy hitovy mihintsy nama izany ah!
>>>"Vola": Azo n'ise tsara anie no tsy manome azy ny vola e!
Sa fandrika hitazomana azy rehefa tonga ilay fotoana. De raha tsy manome de tonga amin'izay ne oe : "Aiza le otran'izao? izao sy izao?...
Mba aza atao ho fanararaotana ny falemeny zalah ny vola a!!!. Efa misy nanolotena nanao izany anie any e! Sa menatra... Ela isany anie zany te hifidy ny lohany nefa matahotra ny masony e! nde mba mivdy bon ôkasion fa mbol ho avy ny vao2 be ndray andro any
>>>Miantoka ny fiainany manotolo anie izany ka rariny izy raha toa ka tsy manaiky.
Hevero ny mety ho famingavingan'ny lehilahy sasany ny vehivavy tsy nanaja azy talohan'ny fanambadiana.
>>>>>>>Mbola misaina izy ireo fa masina ny fitazonana ny maha virijiny alohan'ny fanambadiana ka tsy tokony ho hatakalo vola izany.
>>>>>>> Aza omena raha mangataka mbola tokony hanome azy ny RADny.
Tsy mporofo fitiavana tompoko ny "VOLA SY NY F..."