andao ary alefa lavitra

1. bazylou ( 23/03/2013 23:45)
ary ny saintsika dia atao ny fandalinana rehetra.

I le8 tsy mety manome solo tena hilatsaka ho prezda raha tsy izy no eo
ataoko angamba faraha eto an tany ka manam bady dia tsy misy mahatoky hafa tsy ny vady.
Dia andao ary ataotsika fa i kalalao no solotenan ilay8 hilatsaka ho prezda.

Ny olana anefa dia tsy tafapetraka 6 volana tao mada i kalalao.
Raha tsy hoa ahemotra angaha ny 24 jolay.
Ka raha hilatsaka prezda aza i kalalao dia tsy ho lany mihitsy satria 20 mahery ny olona hilatsaka eo eee.

Sady iza koa no hifidy kalalao atao prezda.
Ny vahoaka gasy tsy vonona no sady sty tia izany entim bavy amin'ny sangany izany ry baina.

Sady raha lany aaza izy, dia averiny mora izany le8 ve?? satria hoe vadiny.

Tsotra ny baolina ry zalahy rehetfa tsy miaraka amin'ny frantsay dia tsy poinsa ary efa ozona io.

grrrrrr

tgv ihany oaaaaaaaaaaaaa



novalian'i nilex ny 27/03/2013 05:30
2. sitlo ( 24/03/2013 00:22)
Raha tahaka izao ny dinika taritinao amin'ny saina lasa alavitra dia hita fa marivo fisainana ianao amin'ny ankapobeny.
3. amig0 ( 24/03/2013 06:37)
Ka le8 anie efa nitondra teo eh, na inona na inona ny zavatra tsy nety nataony,, de mba hataovy ao an-tsaina oe politika io, izy no voafidiny vahoaka, ka tokony mba hiandrasana ny andro fifidianana manaraka indray, de fidio izay revenareo, fa le mandrava fitondrana no tena tsy mety !!

Mba manaiky ve rajoelina raha ohatra izy no mba voafidiny vahoaka.. ka hisy olona hafa indray handrava sy hamotika ny fotondrany??? Hehehe
4. amig0 ( 24/03/2013 06:51)
Le ra8 tamin'ny mbola Arema Didier nitodra, avy eo dia nisy fifidianana.. ary 1er tour de vita !;)
5. milamm ( 24/03/2013 17:13)
mitovy hevitra @ sitlo lol, fa zao e ny tena olana amintsika Malagasy ny mahaizy antsika mintsy no efa manomboka very, tsy mbola tonga saina nefa isika fa toy ny ondry entina atao sorona foana izao...voavidiny vahiny ny fanahiny mpamarina ankady ny vahoaka sy ny firenena efataona zao tia tena sy mpiray tsikombakomba aminy @ alalany ireo mitonona ho natolotry ny vahoaka (tsy iza zany fa ireo saribakoliny frantsay tsy voafidy fa napetraka amerina ny rafitra fanandevozana manarapenitra vaovao)ny fitsarana, ny pretra(odon), tafika sy foloalindahy hiara androba ny firenena iombonana ary hanageja ny fahafahana sy ny zony isambatan'olona ary ny harempirenena ikambanana(@ zao sika miresaka izao dia 21 no isany tanana namidiny fat any ihorombe ary ny taniny mponina ao)ny tanjon'izy ireo iarahamahalala anohy ny fanandevozana moderna ara-toekarena, fiarahamonina ary kolotsaina matoa mbola samy tsisy miteny sy mikofoka dia ekentsika zany efa niarahanahita izay...samy tsy olomarina daoly ireo mpitondra nifandimby tsy ankanavaka nefa 1 ihany no sahy niatrika nanala ny fitondrana ho eo ambany vahohony frantsay Atoa Ravalomanana niantoka sy manefa izany izy ao Afrika atsimo tsisy na Malagasy iray aza sahy nitsangana toa azy anohitra izany didy sy teny midina fanaony frantsay antony 1 lehibe anohanako azy satria na nanao tsy nety toy ny rehetra izy dia nanasoa koa ny mpiarabelona ho ela velona Atoa Ravalomanana ary mirary azy ho tafaverina haingana itondra ny anjara biriky anarenana ny firenena
6. bazylou ( 24/03/2013 23:27)
tsy poinsa oaaaaaa.

raha izany filoha gasy tsy pomba frantsay izany dia tsy misy satria efa voaozona isika. isika na efa nanjanaka ansika aza dia mbola ampianarina frantsay ihany ny zaza gasy.

Ao mada anie ry baina efa frantsay fa tsy miteny gasy intsony e.

Hoy ianareo hoe marivo sanosana. Asa fa izay no zava misy eto am tanana.

dia ataotsika hoe avadika ary ny baolina dia i tgv no voafidy dia i le8 no nanongana . dia tonga mitovy amin'izao fotoana izao ny baolina. dia hanao ohatran'ny tgv ve i le8 ?

tsiaaaaaa

7. nilex ( 25/03/2013 13:47)
Tena bandy mipetraka any frantsa any indray ngamba ity mamorona sujet ity ka tsy mahagaga raha hivavaka amin'ny reny malala e.Tsy fantatrao nga fa n frantsay no nahatonga antsika toy izao ary mbola potehiny foana isika hatramin'izao.Olona toa andra8 ieny no ilay izay sahy nanilika ny trantsay mihintsy e.Maro ireo firenena lehibe manjanaka fa ny frantsay dia tena ratsy saina mihintsy.
8. bazylou ( 25/03/2013 16:36)
ieee, ry le8 ireny no sahihsay manakevitra ny ampiasa ny malagasy 20 millions ho andevony sy mpiasany. dia avy eo alainy sy bodoiny tsotra izao ny fananan'olona.

beuuurrrk
9. milamm ( 26/03/2013 00:10)
voafetra ihany zv takatry ny sainy le bazy no sady very tadipoitra tsy fidiny azy zany frantsa ihany no hainy aza omena tsiny izy,

lesona 1. raha samy firenena nozanahiny eropeana ny zanatany frantsay no gisitra(jereo nefa ny anglisy ny amerikana no oh. lohalaharana @ zany...)

lesona 2. efa nisy ny filoha ary voafidimbahoaka tsy mpomba frantsay Atoa Ravalomanana,

lesona 3. iza no nibodo ny safidiny sy ny fananany malagasy 20 tapitrisa @ basy sy tafondro efataona izao sy manary ny zon'izy ireo ary namono nanary ny asany vahoaka antapitrisany ????

rehefa hainy bazy tsar ireo de mitohy ny tafa...
10. bazylou ( 26/03/2013 00:23)
valiny 1, avadiho ny pejy fa tsy izany no mampahantra ny gasy. ianao no te hamono tena ko ny ary andakira ary no ilanao voa tsy hary.

valiny 2 ary io no nahanandra azy satria tsy nahay diplomatie ka dia voakiky tao ihany. beuurrk

valiny 3 tgv aloha tsy nibodo ny fanananny hafa e. ny azy aza ny vadiny mahavita manao association fitia manao dokotera maimaim poana any ambanivolo.
za aloha tsy mbolanahita na naheno kalalao nanao an'izany e.
Ny efa henoko sy hitako dia ry le8 sy kalalao manalatra tanin'olona sy mibodo zavtr'olona. izao nitranga daholo ry magro sy tiko. Kay tany nobodoin'i le8 sy kalalao daholo ireny.

beurrk
11. nilex ( 26/03/2013 05:52)
1-Hadiadio tsara hoe volan'iza no ampiasain'ny association fitia dia ho menatra ho azy ianao ry baza a.Izay nge no tsy azoko amintsika miresaka eto e;mila resaka efa voaporofo eto dia miady tsara fa tsy manao bala rora fotsiny.Tsy tokony ho olokolom-poana na olona mipetraka any an-dafy no miresaka eto fa tsy mahalala akory ny tena zava-misy eto.
2-fanovana no nodradradraina ho apetraka teto,ka misy ve izany ankehitrin?tsy voamaika aza nopotehina tanteraka ny gasy sy ny firenena.Ny toekarena 0,ny fahafahana nolazaina fa ho apetraka vao maika nalentika any ambanin'ny tany.Raha ra8 no lazaina fa nangalatra teo aloha ;izao kosa dia ny mpitondra rehetra mihintsy no indray mangalatra daholo.
Fa ho entina ho aiza ity firenena ity e.Tokony ho faizina mihintsy ny frantsay eto dia milamina isika e.
12. alor ( 26/03/2013 11:48)

nilex:

1-Hadiadio tsara hoe volan'iza no ampiasain'ny association fitia dia ho menatra ho azy ianao ry baza a.Izay nge no tsy azoko amintsika miresaka eto e;mila resaka efa voaporofo eto dia miady tsara fa tsy manao bala rora fotsiny.Tsy tokony ho olokolom-poana na olona mipetraka any an-dafy no miresaka eto fa tsy mahalala akory ny tena zava-misy eto.
2-fanovana no nodradradraina ho apetraka teto,ka misy ve izany ankehitrin?tsy voamaika aza nopotehina tanteraka ny gasy sy ny firenena.Ny toekarena 0,ny fahafahana nolazaina fa ho apetraka vao maika nalentika any ambanin'ny tany.Raha ra8 no lazaina fa nangalatra teo aloha ;izao kosa dia ny mpitondra rehetra mihintsy no indray mangalatra daholo.
Fa ho entina ho aiza ity firenena ity e.Tokony ho faizina mihintsy ny frantsay eto dia milamina isika e.
13. bazylou ( 26/03/2013 18:37)

dia misy olona fohy fisainana sy marivo sanosana tokoa an. Hiverina aty mada aza ialahy isany menatra sy mifezaka koa anafay frantsay ahoana koa e?? tsssss resaketotra beeee ny anareo.

dia miadiva sy ataovy fesona ny frantsay raha sahy ialahy e.

beurrrrk
14. bazylou ( 26/03/2013 18:39)
tsy olana ry bainaizay iavin'ny volan'ny fitia an . ny hitan'ny olona fotsiny dia milay sy mitombona ny asa sosialy ataony.

Ialahy isany milaza azy tia tanindrazana manaova mba hohitanay dia ampitahaina.

beuurrk
15. andrywui ( 26/03/2013 22:42)
tena marina izany ry bazylou a !! .... zany ny olona mandinika zany fa tsy mihinana ambolony tahaka andry nilex sy ry amigo sy ry hery !! lohabe fotsiny no entina eto , izy ty raha entina lohagarou ka samy manana e !! ka oe aiditra i mama de oe miditra otomatika i dada !! non non non non tsy mety zany fa fika antitra ketaka kely hita be !! ...

ozy i bazylou mitady hilatsaka i "kalalao" huhuhuhuhu !!!
mila olona mipetraka eto dago enimbolana farafahakeliny marina vao afaka milatsaka eo fa tsy oe vaza reraka avy any de hiditriditra filoha eto oouunnttssss !!! kou ra tsy innn kouuu
16. nilex ( 27/03/2013 05:30)
Tsy maintsy mbola hitranga daholo ny marina rehetra rehefa miala eo io fitondrana io fa ho hitan'lisany e,ialisany angamba no efa zatra milalao vola maloto any ivelany any.Mangalatra lty izany a.Ny anay ny fahamarinana ihany.
Ary ialahy isany tena olona tsy tia tanindrazana mihintsy kay.Itako no mipetraka any ivelany any.Ny frantsay ve lesy no hivavahana,tsy misy saina ilaisany itako no miteniteny foana lava eto.Any koa lehity milevina fa aza mody aty a.Efa ho rava izao ny mandan'ny jeriko dia ho hitan'lisany eo ny fivoaranan'ny toe-draharaha eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0821