de gaga kou ane ny any atsimo zao e!! nefa de oe dada dada ,neny ....

1. andrywui ( 27/03/2013 07:39)
Fa de n'a tapapanjaitra aza hatramzao tsy nanolotra fanampiana ho an'ny any atsimo izy sy i kalalao.
Ary tena odiandry zareo fannn mitsy e , otran'ny oe matesa any ry mahantra reto à
Nefa ny etikety entina de oe hambabo n'y fon'ny malagasy fa hofidiana filoha ...(?)
Sa tsy tanana handrangotra tongotra itsipaka n'y havana atandroy de roraina ?? Fa amn propagandy vo tsipazana kely ....
novalian'i andrywui ny 28/03/2013 11:46
2. bazylou ( 27/03/2013 23:21)

Nisy ley ihany natsipin'i sorybilana fa asiana condition sy atao takalom patsa vidim pihinana ilay izy koo.
Any anie ry baina misy manao operation ilay fanomezana omen'ny tgv dia amidy amin'ny team le8 e.
Ny mahagaga dia hoe iza no maniraka ireo olona ireo hanao io operation io nefa efa tra boina mahantra ilay olona angalarana.
Iza ary oooo?

beuurrk
3. Hagg ( 28/03/2013 06:12)
Ka tsy avelanay hanome ko fa sao de be fitetika eo kah.... izahay iany alo zao no afaka mizesta ... na ny fotoana hitadiavany an'izao tapa-panjaitra zao ary hanahirana azy fa ampanarahanay EMMOREG hatrany am WC sao de manao polifika eo njay.... sady ny any atsimo nge zao efa lasa fitaovana politika fa tsis mijery ze mahatraboina azy any eee! ireny zao ry Rafalimanana, vary 100 tonnes no mba nentiny tany de hoe hanao prézidà... manararaotra ny fahavoazan'ny hafa fotsiny nefa volan'olona no nampiasaina...ilehiny koa mety homena ny NOTAM am manaraka raha mbola be zesta eo....ny anaovan'ny arabo ny vevavy gasy any aza efa tsy eran'ny aina ka mbola ny arabo ihany no indraindraina eto...tsy azoko iany alo isika ka...adalam-bola tsy misy voninahitra? asa alo!! aleo mba asina eritreritra ihany an... tsy ny fanomezana akory no inona fa ny fanahy entina manome... raha hanome hanaovana propagandy dia aleo alo hijanona any eeeee! sa diso ve izany?
4. hery ( 28/03/2013 10:43)
manindrona be zany Hagg an loll
5. andrywui ( 28/03/2013 11:46)

hery:

manindrona be zany Hagg an loll

Sady manao no atao amin'ny fo e ,,innn no manindrona amzany???
Fa le tsy manao mintsy no tsy mety ....mody fannn !! Na oe innn no irarahiko anzany !!
Na tonga de oe "kandrondro mitety pont izy ty ka samby misofera ny ainy "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2764