Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
avtr
(
10/04/2013 07:26)
ohabilana
aza bezesta ôtran'olotra nefa tay no ilomanisana!...
tohiny
novalian'i samoana ny 10/04/2013 08:02
Nehemiah
(
10/04/2013 05:43)
Entropie génétique
Tsy mba fideràna ny fiantsoana olona 1 hoe "[i]sampona[/i]" satria ny sampona, izay "diso kôpia" ao anatin'ny ADN, dia matetika dia matetika fahavoazana. Raha ny marina dia betsaka ny sampona izay f...
tohiny
andrywui
(
09/04/2013 16:04)
ze kandida atolotray eo de nenay e ..
N'a Camille n'a.vital.n'a.hazo n'a i.reboza n'a edigara n'a mety ho.RAJOELINA TAMPOKA eo.ihany koa aza huhuhuh refa miainga eo n'y sentiment (arakarany ) ka zay n'y ataoko ze atolotray eo de lamasinnn...
tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2013 09:51
smileyah
(
09/04/2013 14:09)
Inona marina tokoa moa no atao hoe mino?
Mipetraka ny fanontaniana eto satria dia toa maro ireo milaza hoe mino nefa ny teny hoe mino mihitsy no tsy hain'ny ankamaroan'ny olona ka mahatonga azy hiozongozona ary hivadibadika toa lela may.
Koa...
tohiny
novalian'i toriteny ny 26/04/2013 03:24
anjali
(
09/04/2013 13:32)
Inona marina no atao hoe mpivady e?
Tato @ serasera dia nahitako fomba fifandraisan'olon-droa izay atao hoe mpivady. Raha jerena ety ivelany dia toa mpivady ihany, nefa rehefa alalinina toa ohatra ny sarintsariny. Ny mahatonga ahy hiten...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 10/05/2013 14:09
ral_
(
09/04/2013 12:02)
fihetseham-po amin'ny teny malagasy
Miarahaba ny namana rehetra,
Maro ny fihetsem-po tsapan'ny olombelona fa tsy dia fantatra foana hoe ahoana ny hanehoana azy.
Ankohatry ny fihetseham-po efa mahazatra antsika ( toy ny hoe faly, mal...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 14/10/2013 09:10
RBNIR
(
09/04/2013 07:32)
Installation Wordpress
Faly miarahaba ny namana mpisera rehetra,
Manana olana eo @ fanaovana installation Wordpress,
Niainga avy @ installation sy configuration xampp.
Efa nahavita téléchargement Wordpress version farany ...
tohiny
novalian'i Emma2019 ny 24/01/2019 04:59
Nehemiah
(
08/04/2013 06:10)
Fanambaràna ny Genesisy
Efa nandinika zavatra 1 ka nieritreritra ny fomba namoronan'Andriamanitra ny particules atomiques ao anatiny avy @ habaka ka namorona ny fizotra sy ny angovo izay hahatonga an'ireny particules ireny h...
tohiny
novalian'i sitlo ny 08/04/2013 18:07
avtr
(
08/04/2013 05:19)
mba atoroy e!
aoana kay n manisy internet gratuit @ telephone na ORDI?[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/e7dcbc621031863e1b8c70b635b251e9.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/e7dcbc621031863...
tohiny
novalian'i nilex ny 08/04/2013 06:57
lagoon
(
07/04/2013 10:43)
Miady an-trano foza,tsy manaiky an'i edgard ny foza kely!Mouahahahaha
http://youtu.be/hFCMO6AuHmU
Mbola aiza re izany.
Nitetika be ho Edgard Prezidà ,Djoelina PM i Djoelina.Mbola ho lava ity laolao ity....
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:48
diniho
(
06/04/2013 19:09)
Inona marina no tanjon'ny fivavahana ankehitriny:fahagagana,fitahiana,...sa fitondrana ny olona ho any an-danitra
Ankehitriny,raha mahita ny takelaka na afisy na maheno ireo fanambarana @ haino aman-jery ataon'ny fiangonana ankehitriny isika dia mametraka fanontaniana hoe:fahagagana,fitahiana tokoa ve no te...
tohiny
novalian'i Miharena ny 18/04/2013 09:05
5laody
(
06/04/2013 18:14)
ho an'izay tia Bessa
Miarahaba antsika rehetra
ity misy hira mampahatsiaro ny hiran'i Bessa ho an' izay mpakafy azy:
jereo amin'ny tube: Peter Skellern - You're a Lady
mihainoa finaritra daholo....
tohiny
bazylou
(
06/04/2013 17:14)
aminareo ireo
inona no atao hoe fandrosoana ?? ary inona no atao hoe tany mandroso na firenena mandroso ?...
tohiny
novalian'i bazylou ny 11/04/2013 06:33
ral_
(
06/04/2013 09:54)
Fanorona tsy misy vela
Maiarahaba antsika rehetra,
Ho antsika izay tia kilalao nentin-drazana ary mahalala tsara ny fitsipiky ny fanorona.
Ahoana ny eritreritsika tsirairay ny momba ny vela?
mety efa nisy nametraka ihany ...
tohiny
novalian'i ral_ ny 09/04/2013 11:38
Nehemiah
(
06/04/2013 08:51)
Andriamanitra tokoa ve i Jesoa ? Fizaràna fahatelo : Nandainga ve i Jesoa ?
[color=purple][b]Nandainga ve i Jesoa ?[/b][/color]
Vitsy dia vitsy ny olona mba niseho nanendrikendrika an'i [color=indigo]Jesoa[/color] ho mpandainga, na dia eo anivon'ny mpankahala Azy aza. Kanefa,...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:41
Nehemiah
(
06/04/2013 08:42)
Valim-panontaniana momba ny Sambofiaran'i Noah
Nametraka fanontaniana rariny maromaro ny namana Hery momba ny fitantaran'ny [url=http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%206-9]Gen. 6-9[/url] ny namana Hery, ka ho valiana eto tsirairay izy ireo....
tohiny
Nehemiah
(
06/04/2013 08:41)
Valim-panontaniana momba ny Sambofiaran'i Noah
Nametraka fanontaniana rariny maromaro ny namana Hery momba ny fitantaran'ny [url=http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%206-9]Gen. 6-9[/url] ny namana Hery, ka ho valiana eto tsirairay izy ireo....
tohiny
hery
(
05/04/2013 14:02)
Resaka maka maka sary
Tsy hoe artista akory fa izay hita mahaliana dia atao kely eny. Misy mpaka sary faka mizara traikefa ve ato? Vao mianatra mantsy ny tena.
Itony izao andrana:
[url=http://hery.blaogy.com/post/4/8314][...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:36
nilex
(
05/04/2013 13:41)
RESAKA LAVA LOATRA
Maninona kay ny sasany amintsika no manao ireny resaka lava loatra ireny e,manainona raha atao fohy sady mazava ny tiana hambara dia mazoto miady hevitra ny olona fa ilay izy tena lava loatra ka tsy v...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/04/2013 08:20
Nehemiah
(
05/04/2013 06:46)
Omby anaty Sambofiara ve ny dinôzôra ?
Efa mba nanontany tena ve ianao @ fomba ahoana no nahafahan'i Noa mampiditra dinôzôra anatin'ny Sambofiarany ? Ohatra : mba omby ny varavarana ihany ve ny [i]Brachiosaurus[/i] ?
[url=http://forum.s...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/06/2013 15:17
