ze kandida atolotray eo de nenay e ..

1. andrywui ( 09/04/2013 16:04)
N'a Camille n'a.vital.n'a.hazo n'a i.reboza n'a edigara n'a mety ho.RAJOELINA TAMPOKA eo.ihany koa aza huhuhuh refa miainga eo n'y sentiment (arakarany ) ka zay n'y ataoko ze atolotray eo de lamasinnn mirifatra daolo ary tsy maintsy lany.eeeeee
novalian'i nilex ny 16/04/2013 09:51
2. nilex ( 10/04/2013 05:25)
Na i Rajoelina mihintsy ary no hilatsaka eo an,omeko 5% raha be indrindra e.Efa fantany nge fa tsy ho lany izy dia mody tsy nilatsaka fa ialahisany no adalainy eo e.Aleo ho avy hifanasana vangy eto e.
3. hadji ( 13/04/2013 08:25)

nilex:

Na i Rajoelina mihintsy ary no hilatsaka eo an,omeko 5% raha be indrindra e.Efa fantany nge fa tsy ho lany izy dia mody tsy nilatsaka fa ialahisany no adalainy eo e.Aleo ho avy hifanasana vangy eto e.
tsy betsaka ve zany 5% izany
4. nilex ( 16/04/2013 09:51)
RAZAFINDRAVAHA izay sady tsy teny @ 13 mei no tsy mpikambana tgv ve lesy no lasa candidat tgv?Fa tena vendrana koa ve ireto tgv ireto e.Voaporofo izao fa tsy manana olona afaka hitondra firenena akory ireo ka mindrana ny hafa indray,tsy menatra nefa antoko lehibe ireny le.
Ireny no natao hoe daka ambadika nataon'i Lavasanga.Rehefa toerana ambony dia tsy mila izay tgv izany fa ny namany akaiky no natolony.Niahaka daholo ry vendrana isany fa ataon'ny olona fitaovana fotsiny.
Ho avy indray i Mama ity ka ho hita eo indray ny ataondry zalahy fa efa tsy mahalala menatra intsony mantsy ireo ka aleo ho jerena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3318