Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:53)
ANTSO AVO FANAIRANA AVO Madagasikara 2013
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... tohiny
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:52)
ANTSO AVO FANAIRANA AVO Madagasikara 2013
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... tohiny
novalian'i Vonibe ny 14/05/2013 04:21
bazylou ( 28/04/2013 22:26)
antso avo sy iva
ho antsika rehetra any mada dia aoka mba handefa ny valim pifidianana eto amin'ny serasera mba hanaovatsika ady hevitra mitombina amin'ny manaraka. Na aiza na aiza misy anao ao madagasikara dia mba am... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/05/2013 10:13
bazylou ( 28/04/2013 22:24)
ho ela velona naie ny demokarajia
CANDIDATS A LA PRESIDENTIELLE: Hajo Andrianainarivelo (Vondrona Politika Miaradia), Jean Lahiniriako (Komity Manohana an’i Lahiniriako), Roland Ratsiraka (MTS), Pierrot Rajaonarivelo (MDM), Sylvain... tohiny
novalian'i nilex ny 03/05/2013 05:25
5laody ( 28/04/2013 18:16)
Comedie musicale
Sali daholo ahoana ny eritreritsika? tokony hitohy sa...? http://www.youtube.com/watch?v=JEexyjeR70E&list=UUvgLVxn_1Wf7IUZq0rctkSA... tohiny
milamm ( 28/04/2013 14:33)
zany ony e
Indray takariva nandrahona Nanao techno ony ny sahona Ravoalavo moa nanao blozy Tango ny an'ny totozy Hip Hop no iangaliany kalalao Kadradraka tompony afindrafindrao Fety dia fety tokoa Nivanaka hatr... tohiny
didi10 ( 28/04/2013 11:28)
Aty aminay no misy an'i Jesosy: hoy ilay mpamitaka mahay
Ity misy kilalao kely ity izay afaka entina tsara ampianarina any amin'ny sekoly Sabata na sekoly Alahady na fampianarana tsotra. [b][u]Misy sary iray ity ka apetraka ny fanontaniana hoe sary inona n... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/04/2013 06:44
misratana ( 27/04/2013 18:31)
hifampitady zany ny foza (tgv), ny kalalao (tim), ny kongona (avoko) ny vitsika (vitatsika io), ny tanalahy (Hajo), ny ombilahy mazavaloha (sylvain), ny moka tonga saina (Rolland) sns
raikitra ny adin'ny bibikely gasy!mdr... tohiny
novalian'i misratana ny 28/04/2013 11:23
Nehemiah ( 27/04/2013 14:00)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna fahadimy
T@ 1859, nivoaka ilay boky fanta-daza dia fanta-daza (tsy maintsy misy toerana iray @'izao tontolo izao anaovana printy an'io boky io, indray mandeha isan-taona) mitondra ny lohateny hoe "On the Origi... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/04/2013 06:08
misratana ( 27/04/2013 12:13)
Tsisy mpamatsy vola tsony ny GTT ka dia 30 sisa no tonga namaly ny antso araho ny sary
ito ny sary mampiseo fa tena reraka ny GTTAY, zara ra 30 no tonga teo amin'ny place de la Bastille, niaraka tamin'ny kilonga, aiza re ry zareo tamin'ny mbola nisy mpamatsy eh!tsisy fotokevitra fa vola... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/05/2013 10:48
leva2 ( 27/04/2013 12:06)
Kristy mampifandrafy!
Velona Jesosy! [i][b]Mat 10/34-37 : Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin’ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra. Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin’ny rainy... tohiny
novalian'i leva2 ny 28/04/2013 19:38
misratana ( 27/04/2013 09:03)
Nisintona ny kandidature-ny hono ingahy Ralison Roger "économiste". Sao de tsy manana caution no antony???
Nankaiza ara ilay karama noraisiny nandritra ny herintaona nefa tsy niasany fa nigrever-ny teny ankatso (seces) tsy aleo ve mba natao caution eh!tena tia tena tsssssss ... tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 18:18
misratana ( 27/04/2013 08:59)
Manentana i Kalalao hoe jereo ny anarana any amin'ny lisipifidianana, tara loatra satria nanda tsy nety natao recensement ry zareo tamin'ny fotoan'androny!bye bye e
Tara loatra ry Magro fa efa sady vitsy an'isa no mbola tsy ao anaty lisi-pifidianana fa tara train, taitra ny olona enao mbola hoe "tsisy fifidianana zany eo ra tsy tafody aho", nilaozan'ny omby (vavy... tohiny
novalian'i lefitatra ny 04/05/2013 07:47
misratana ( 27/04/2013 08:52)
niady an-trano ny zanaky Dada vao nahare fa i Kalalao no kandida
Raikitra ny fifamaliana tao amin'ny Magro tamin'ny nanendrena an'i Kalalao ho kandida, misy ny tsy manaiky ny handatsahana kandida ratsy tonga fisatava, misy ny sorena fa hoe tokony mba ny lohandohan'... tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 18:20
bazylou ( 26/04/2013 22:20)
dia hoe
i dada ihany no mama hono e, dia i le8 ihany no kalalao. DAi tsotra e, andao alefa eo ay dia arodana indray e. beuuurrrk... tohiny
Nehemiah ( 26/04/2013 15:18)
http://forum.serasera.org/forum/message/m516f8ca5df098
Mankafy an'i Bruce Willis ve ianareo ? Izaho aloha dia miaiky fa mahay milalao sarimihetsika lavitra nohon'i Tsarafara izy, ary aleoko lavitra mijery anankiray @'ireny sarimihetsika "Un jour en enfer"... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/04/2013 07:45
ialahy ( 25/04/2013 14:27)
1er tour hono de vita indray!
mila mailo raha vo zany ny feo mandeha an! efa fikany ireo mihitsy io! eto no tena ahitana hoe 1er tour zany. Sady te ahita an'i Lalao hitarika olona eny aminy 13 mai a zany, sady hivazavaza hoe 1er t... tohiny
novalian'i misratana ny 01/05/2013 08:15
Naou-mi ( 24/04/2013 16:25)
Misy olona mpivarotra zany manao ireny ody varotra...
Misy olona mpivarotra zany manao ireny ody varotra ireny izany hoe mampiasa fanafody izy zany apetrany ao an-tsenany sy afafiny @ entana amidiny isamaraina rehefa anokatra tsena izy. Tsy fantatra maza... tohiny
novalian'i bichette ny 02/05/2013 15:40
leva2 ( 24/04/2013 05:07)
Ilay jiolahy faharoa
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/ae5e60d52adb96bb0b18f1d3011911c3.PNG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/ae5e60d52adb96bb0b18f1d3011911c3.PNG[/img][/url] Velona Jesosy! "Ary ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/05/2013 13:07
Miharena ( 23/04/2013 14:54)
Ahoana hoy ny mpamaky ny serasera fivavahana finoana?
Mba te-hampandray anjara ireo izay mpamaky fa tsy mandray anjara amin'ny adihevitra momba ny fivavahana sy finoana aho. Inona no mety hitan'izy ireo fa mandringa, inona no mampahery ary inona no tena... tohiny
novalian'i Miharena ny 25/04/2013 14:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1267