1er tour hono de vita indray!

1. ialahy ( 25/04/2013 14:27)
mila mailo raha vo zany ny feo mandeha an! efa fikany ireo mihitsy io! eto no tena ahitana hoe 1er tour zany. Sady te ahita an'i Lalao hitarika olona eny aminy 13 mai a zany, sady hivazavaza hoe 1er tour de vita aminy le 10% kely!
novalian'i misratana ny 01/05/2013 08:15
2. ialahy ( 25/04/2013 15:19)
dia ampiko hoe: TSY ISAN'ANDRO NY FETIN'ANKIZY....
3. hery ( 26/04/2013 06:53)
Ho hita eo ihany.

Ny mety hahatonga ny olona hifidy an'i Lalao dia hanafay fotsiny ny TGV.
4. nilex ( 26/04/2013 12:46)
marina ny andra hery ko,mety hampitombona io zavatra io ny propagandy nandritra ny efatra taona nataon'ny tgv.Sorena loatra amin'ny tgv ny gasy tamin'ny fanapotehana ny ferenena nataony ka ampy hamerina an'i lalao ao anatin'ny 1er tour fotsiny izany .Betsaka ny sondage sy ny fanadihadiana natao fa tena leo ny gasy fa tsy miteny fotsiny fa miandry io fifidianana io mba hamadiana ny pejy.Na tsy ho lany az i lalao dia azo antoka kosa fa tsy ho tafavoaka kosa ny tgv raha tsy hoe hangalatra angaha.Betsaka ny olona azo antenaina amin'ireo candidat ireo fa ny an'ny tgv aloha dia efa hita ny fomba fiasany ka tsy azo hametrahana fitokisana intsony e.
5. bazylou ( 26/04/2013 22:12)
ampiakaro eo i kalalao ,dia azeranay indray dia tetezamita indray e,,,,

beurrk
6. misratana ( 27/04/2013 08:42)

bazylou:

ampiakaro eo i kalalao ,dia azeranay indray dia tetezamita indray e,,,,

beurrk

Efa sasamiandry an'i Kalalao zahay amin'ny angady sy ny arona!aleo ho tonga eo hanaovanay azy
7. Naou-mi ( 27/04/2013 16:39)
tena kely ny finoako an'i Kalalao!....maninona ra olom-baovao manana fomba fijery vaovao drai no fidiana ee! asorona daolo ny endrik'olona mankaleo rehetra! mba endrika vaovao dray atao eee! so de mba izay ilay olona voatondron'Andriamanitra ampitraka ity firenetsika ity! za aloa mbola tsy mafatatra ilay olona an! fa hivavaka aho alohan'ny hisafidiko izay ho fidiko mba ho bitsihin'ny fanahy masina amiko hoe i Ra... ... ilay olona voatendry! on n'a pas le choix koa ne e! ze mirotsaka iany no azo fidina!
nareo ve tsy leo manongam-panjakana e!! tsy leo migrevy! tsy mba te hiaina ampilaminana mints!
8. misratana ( 27/04/2013 18:25)
4 taona ve tsy leo nanakorontanana ry fisatava sy kalalao ko no izao vao hilamina, tsisy fika zany ny momba ny gasy ra vao mbola tsy mankamamy ny mpiray tanindrazana aminy i fisatava sy kalalao satria na hisy voafidy aza eo ka tsy sitraki ry zareo de hanakorontana eo ny 1 er tour de vita Kalalao nefa tsy fantany fa "1er tour de vita matavy ny amin'i Kalalao" fa tsy hoe "1er tour de nandresy" mety tsy ho tafakatra 1er tour akory ara fa ao amin'ny CES defa vita matavy!hahaha
9. pulm ( 30/04/2013 10:49)
antananarivo aza tsy vitanlery maika i gasikara, asary aloha ny fako, amboary ny lalana, raha izaho aloha ny pivarotra eny @lalana tsy hifidy aniny zany e! jereo ireny jiolahy pangoronetana eny @arabe ireny atsmbohan'ny sasany ange ireny e! ireny ve no natambatra mba hirotsahana? alahelombahoaka ve?
10. misratana ( 01/05/2013 08:15)

pulm:

antananarivo aza tsy vitanlery maika i gasikara, asary aloha ny fako, amboary ny lalana, raha izaho aloha ny pivarotra eny @lalana tsy hifidy aniny zany e! jereo ireny jiolahy pangoronetana eny @arabe ireny atsmbohan'ny sasany ange ireny e! ireny ve no natambatra mba hirotsahana? alahelombahoaka ve?

Tsisy vola aza izy mahavita zay vita na tsy nahavita an'Antananarivo ko maika fa hisy vola hitobaka, zay ndray mantsy zao no tsianjery maimbon'ny zanaki dada. Tsy nareo no hifidy azy fa ny mpomba azy ka na hanao litania an'izany eo fona aza nareo dia toa ny rano araraka ao amin'ny lamosin'ny gisa!hohoho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1852