niady an-trano ny zanaky Dada vao nahare fa i Kalalao no kandida

1. misratana ( 27/04/2013 08:52)
Raikitra ny fifamaliana tao amin'ny Magro tamin'ny nanendrena an'i Kalalao ho kandida, misy ny tsy manaiky ny handatsahana kandida ratsy tonga fisatava, misy ny sorena fa hoe tokony mba ny lohandohan'ny mpisorona no notendrena, jereo ty

http://www.tananews.com/2013/04/militants-refuser-la-candidature-de-lalao-ravalomanana-cest-refuser-marc-ravalomanana-comme-chef/
novalian'i misratana ny 27/04/2013 18:20
2. Naou-mi ( 27/04/2013 16:03)
De tsy mba leo ve ireo olona ireo eee!!!
maninona ra avadika mintsy ny pejy eeee! olok'afa mintss drai mba fidina ee!!
efa tsy tokony seza tsony anie izao no imatimatesana fa efa andohalika ny ranombary ee! mba jereo aloa le vahoaka mahantra be dia be eh!!! fa tsy faly miady seza sy ny sasany maika amerina ny harena may sy efa potika! ireny no atao hoe azo tamin'ny kilaodoka ka nivoka tamin'ny makarakara!!! Mba okan'izay ry Kalalao aaa! ry zareo koa ngamba mbola tsy afapo ny efa eo ampelatanana mihintsy veeee? sa tiana mbola anaraka ny efa may sy lavenina drai ny kely anana? na ny zafikelin'ny zafiafiny aza ve alany ny harena ze mbola votahiriny any eee!!
3. misratana ( 27/04/2013 18:20)
Ka mieritreritra i fisatava fa hanao révanche amin'ny politikan'ny VALIFATY FAOBE dia alefa alo ny Kalalao manomboka azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2351