Nisintona ny kandidature-ny hono ingahy Ralison Roger "économiste". Sao de tsy manana caution no antony???

1. misratana ( 27/04/2013 09:03)
Nankaiza ara ilay karama noraisiny nandritra ny herintaona nefa tsy niasany fa nigrever-ny teny ankatso (seces) tsy aleo ve mba natao caution eh!tena tia tena tsssssss
novalian'i misratana ny 27/04/2013 18:18
2. 5laody ( 27/04/2013 09:52)

Sali daholo an!

Mety marina ihany ny azy ko! Kandida firy rangahy ireo mihinana ny namany reo ( namany fa tsy namàny), sady raha mahazo firy isan-jato moa no tafaverina ny antoka?

Kandra be io ry namana isany manomboka izao ka mandram-pahatapitry ny mandatn- izay ho lany eo, chantier be tsisy ohatr'izany.

Ny ahy aloha raha RaHery no milatsaka vao mety hino hoe voaharina haingana io e!
3. misratana ( 27/04/2013 18:18)

5laody:


Sali daholo an!

Mety marina ihany ny azy ko! Kandida firy rangahy ireo mihinana ny namany reo ( namany fa tsy namàny), sady raha mahazo firy isan-jato moa no tafaverina ny antoka?

Kandra be io ry namana isany manomboka izao ka mandram-pahatapitry ny mandatn- izay ho lany eo, chantier be tsisy ohatr'izany.

Ny ahy aloha raha RaHery no milatsaka vao mety hino hoe voaharina haingana io e!


Ra ra hery no milatsaka dia ataony Président collégiale Ra-fisatava dia i Kalalao ataony 1er ministre
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1803