aza mifanadala amn resaka politka tsisy valerany eo alou eeeee...

1. andrywui ( 28/02/2013 00:09)
ny olona zao mbola repotra be hanao fanampiana ho an'ny havana any toliary hanao tolotanana etsy atsonjombe ny artista ,, fa tsy ty politika ady seza sy alaelonralalao apodiana lava ty no vetsovetsoina eo fa raha tia tanindrazana andao hifanome tanana hiara-hanampy ireo traboina ,, be vava sy be wawawawa fotsiny nefa tsy manampy na tapa-panjaitra iray aza ry mpiondana voky atody !!! ...azafady mpiondana voky ronono mantsy !!!
fa tsy ronono normal kou anefa fa ronon antavy !!vita Tiko ....ronono amin'ny pO zany ronono antavy zany !!!
2. andrywui ( 28/02/2013 00:15)
3. sitlo ( 28/02/2013 10:23)
Ravalomanana no nahatonga an'iny cyclone iny
4. andrywui ( 28/02/2013 11:56)
Aza miteniteny fona stylo fa i Dada aza nandefa fanampiana ho an'ny toliary kou à ...milay i dada zany amzao cyclone 2013 zao
.......donc le vono olona teo ambohitsorohitra sy le halabola be des milliards tao am banky central sy tresor iany no fahotan'ny dada zany ,fa n'y ankoatranzay ça va izy !!!
5. nilex ( 01/03/2013 06:53)
Tena mampalahelo tokoa ny olona any atsimo e fa ny mampalahelo dia tsy dia taitra loatra ny ao Ambotsirohitra ao fa ny eny Mahazoarivo kosa aloha dia tena deraina manokana e.Asa na efa lany tamin'ny kianja maki sy teny antsonjombe angama ny vola ko.Mino aho fa ny nampitahotra andry zalahy izao dia hoe sao dia mba simba ilay hopitaly manarapenitra ao toliary.Maika ho tokonana mantsy io sao tapitra eo ny tetezamita.
6. andrywui ( 01/03/2013 08:37)
Handefa fanampiana amina miliara s'y fitaovana hanamboaran trano.s'y sakafo n'y fanjakana ka efa andalana zany zao ,fa aiza ary nilex zany
7. 201007jacky ( 04/04/2013 08:52)

andrywui:

ny olona zao mbola repotra be hanao fanampiana ho an'ny havana any toliary hanao tolotanana etsy atsonjombe ny artista ,, fa tsy ty politika ady seza sy alaelonralalao apodiana lava ty no vetsovetsoina eo fa raha tia tanindrazana andao hifanome tanana hiara-hanampy ireo traboina ,, be vava sy be wawawawa fotsiny nefa tsy manampy na tapa-panjaitra iray aza ry mpiondana voky atody !!! ...azafady mpiondana voky ronono mantsy !!!
fa tsy ronono normal kou anefa fa ronon antavy !!vita Tiko ....ronono amin'ny pO zany ronono antavy zany !!!


Marina ny anareo rangah ty . Tahaka ny tsy hitak alou zay vidim-pôlitika hatramzay eh.
Aleo baraka eo bamà sy silamo :

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065