fanafody fanadiovana ratra, alkola modifié sy eosine, dia fanafody mampidina mari-pana doliprane, dia karazana fanafody ho an'ny vonjy taitra izany e! "kit anti venin", pomade pour les bleus/coups, sparadrap, gants à usage unique, bandes,
izay aloha no ato an-tsaiko voalohany